Soupe Be Lambo Plus

Soupe Be Lambo Plus Nouille chinoise a la façon Tamatave
(paty gasy). Mikatona tous les MARDI. Andranomadio sy 67ha sud

Efa 5 sisa: kisoa bory vava 2mois mahery 200.000Ar. Efa ho avy indray anefa ny manaraka Toerana Alasora Ambatomalaza.Ant...
07/08/2026

Efa 5 sisa: kisoa bory vava 2mois mahery 200.000Ar. Efa ho avy indray anefa ny manaraka

Toerana Alasora Ambatomalaza.
Antsoy: 034 96 486 21 tompony directe

Vaovao bé: TANA ihanyBE LAMBO IMPERIALEPOULET LAQUÉ ( Ho an'ny tsy mihinana KISOA)Tongava: Toerana: 67ha sud eo anelanel...
01/08/2026

Vaovao bé: TANA ihany
BE LAMBO IMPERIALE
POULET LAQUÉ ( Ho an'ny tsy mihinana KISOA)
Tongava:
Toerana: 67ha sud eo anelanelan'ny ABRIS BUS arrêt 30 sy SUPER MAKIS.

🍗 MINE SAO SPÉCIALE POULET LAQUÉ 🍜Tia akoho? Ity no safidy ho anao!Poulet Laqué malefaka sy tena matsiro izany no tena m...
27/07/2026

🍗 MINE SAO SPÉCIALE POULET LAQUÉ 🍜

Tia akoho? Ity no safidy ho anao!
Poulet Laqué malefaka sy tena matsiro izany no tena mampiavaka azy. Ahitana ihany koa atody, hen'omby, boulettes chinoises.
✅ Afaka hankafizin'ny rehetra, indrindra ireo TSY MIHINANA HENA KISOA
📍 Hita ao amin'ny SOUPE BE LAMBO
TANA – 67Ha Sud
TAMATAVE – Andranomadio
💰 Vidiny: 15.000 Ar – Sakafo feno, mahavoky ary tena matsiro!
Ho avy tsy ho ela!!!

Tana Menu vaovao be: "BE LAMBO MIXTE. Mampiavaka azy " POULET LAQUÉ " ny maha  Be Lambo azy tsy miala " TSASTIOUX". Efa ...
25/07/2026

Tana Menu vaovao be: "BE LAMBO MIXTE. Mampiavaka azy " POULET LAQUÉ " ny maha Be Lambo azy tsy miala " TSASTIOUX". Efa io amin'ny sary io. TANA ihany aloha hatreto.
Vidiny: 17.000Ar

Zanakisoa Borivava 50 joursALASORATONGAVA MIJERY VAO MIVIDY.Na Antsoy ny tompony mivantana: 0349648621Prix : 200.000Ar
16/07/2026

Zanakisoa Borivava 50 jours
ALASORA
TONGAVA MIJERY VAO MIVIDY.
Na Antsoy ny tompony mivantana: 0349648621
Prix : 200.000Ar

Maro ianareo no mbola manontany hoe "Aiza no misy ny" BE LAMBO" Tana. Ito misy repaire kely izay hita eo amin'ny sary.Al...
11/07/2026

Maro ianareo no mbola manontany hoe "Aiza no misy ny" BE LAMBO" Tana. Ito misy repaire kely izay hita eo amin'ny sary.
Alohan'ny SUPER MAKI ao arian'ny Abris bus arret 133.
67ha sud.

Tongava ary !

Soupe speciale Be Lambo, Ny tsara indrindra, ny Rony (Bouillon)  manana ny tsiro tsara tsy miova nandritra ny taona maro...
07/06/2026

Soupe speciale Be Lambo, Ny tsara indrindra, ny Rony (Bouillon) manana ny tsiro tsara tsy miova nandritra ny taona maro, izay namantaranareo ny BE LAMBO. Tongave e ! @ vidiny 10.000Ar. PRIX TAMATAVE ANDRANOMADIO

Vita indray aloha ny fanodinana ny paty. Miandry ny fandrahoana azy sisa dia ho avy eny ambony vilia anao. Tongava e ! @...
07/06/2026

Vita indray aloha ny fanodinana ny paty. Miandry ny fandrahoana azy sisa dia ho avy eny ambony vilia anao. Tongava e ! @ 8H30 a 20H30 ny fotoana


Fikarakarana haingaina indrindra, ato amin'ny Soupe Be Lambo Plus ihany no mahavita izany. Mora ihany koa ny sakafo VANT...
02/06/2026

Fikarakarana haingaina indrindra, ato amin'ny Soupe Be Lambo Plus ihany no mahavita izany. Mora ihany koa ny sakafo VANTAN. ho an'ny la soupe tena mora. Afaka mividy mitokana ianareo. Tongava e !
Toerana:
Tamatave: ANDRANOMADIO alohan'ny Ranontsika.
Tamatave: Mangarivotra alohan'ny trano Maitso
Antananarivo: 67ha sud eo alohan'ny Super maki amadiky ny abris bus 30.

Address

ANDRANOMADIO
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:30 - 20:00
Wednesday 08:30 - 20:00
Thursday 08:30 - 20:00
Friday 08:00 - 20:30
Saturday 08:30 - 20:00
Sunday 08:30 - 20:00

Telephone

+261349804737

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soupe Be Lambo Plus posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Soupe Be Lambo Plus:

Shortcuts

Share

Category