Smoked & Crispy

Smoked & Crispy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Smoked & Crispy, Restaurant, Toamasina.

L’art du croustillant, la passion du fumage 🍗
Le vrai goût du BBQ 🔥🍖
Viandes bien tendre & bien fumées ☺️
Commande sur message privé💌– Livraison dispo🛵
📞 034 75 882 89

11/08/2026
Aaaaaiiiiieeee!!!!🥰Eto tamatave ne oa tsika e!😍Iza kosa no tsy ho tia anzao e!🥰🍀🍀🍀SALADE DE PATES 🍀🍀🍀Afaka misafidy:  👉 ...
10/08/2026

Aaaaaiiiiieeee!!!!🥰
Eto tamatave ne oa tsika e!😍
Iza kosa no tsy ho tia anzao e!🥰

🍀🍀🍀SALADE DE PATES 🍀🍀🍀

Afaka misafidy: 👉 avec blanc de poulet na
👉avec poulet pané

❌❌❌15.000ar fotsiniiii🤑
❌❌❌ Livraison gratuit 🛺

Ampifalio aloha ny tena fa problème ty tsy ho tapitra😅🤭

☎️ 0347588289

Hey!!!👋 Tamatave tsika a🥰!!!!Aiza daholo ireo mpankafy “SALADE DE PATES”👉👉👉 Afaka misafidy koa anie oe avec blanc de pou...
04/08/2026

Hey!!!👋 Tamatave tsika a🥰!!!!
Aiza daholo ireo mpankafy “SALADE DE PATES”

👉👉👉 Afaka misafidy koa anie oe avec blanc de poulet sa avec poulet pané e!🍗🍗🍗

🍀Amle tsiro tsy mampanenina 😋
🍀Tsy mahidy fangaro🥰
🍀izay nanandrana anie ka afa-po daholo e!🥰

❌❌❌15.000ar fotsiniiiii🤑
❌❌❌livraison gratuiiiiiit🛺

☎️0347588289

Uhm😋!!!Manimanitra weekend izy zaniii!!!👉👉👉Aiza daholo ianareo nanontany prix anty tany am mp reny?🥰Efa dispo izy ity ma...
23/07/2026

Uhm😋!!!Manimanitra weekend izy zaniii!!!
👉👉👉Aiza daholo ianareo nanontany prix anty tany am mp reny?🥰

Efa dispo izy ity manomboka rapitso ka aza miandry ela ai!🥰

👉👉👉Efa manomboka mandray commande izahay izao !🥰

🍀🍀🍀Big barquette BBQ&CRISPY 🍀🍀🍀

Ahitantsika:-Mac’n cheese chesse 🧀
-Burger 🍔(afaka manao choix:poulet,viande,porc BBQ)
-Rib’s BBQ
-Pommes frites izay Tena mampiavaka anay🍟
-Poulet frit 🍗
-Sauce (samouraï,fromagère,BBQ fait maison daholo)

❌❌❌-Am vidiny 55.000ar fotsiniii🤑
-livraison gratuit 🛺

👉👉👉Mbola mitohy fona ny “OFFRES PETITS BUDGETS “ a!

☎️ 0347588289

Hey Tamatave😍!!! Vaovao be ty ai!!!🤗🍀🍀🍀 BBQ BURGER 🍀🍀🍀👉Porc BBQ no ao anatiny🥰Miaraka amin’ireo karazana sauce fait mais...
19/07/2026

Hey Tamatave😍!!! Vaovao be ty ai!!!🤗

🍀🍀🍀 BBQ BURGER 🍀🍀🍀

👉Porc BBQ no ao anatiny🥰
Miaraka amin’ireo karazana sauce fait maison le nankafizinareo be reny😍ny pommes frites mikarepoka tsara tsy hadino🍟

👉Mbola ao koa ny CHICKEN BURGER Sy ny BEEF BURGER fa aza hadino a🥰

👉Samy ataotsika 15.000ar daholo ireo🤑
👉Samy ataotsika livraison gratuit daholo koa!!!

❌ Disponible rapitso 😇

🍀🍀🍀Aza miandry ela ai🥰!!!🍀🍀🍀

☎️0347588289

Hey!!!🥰 itanay fa tinareo be le “OFFRES PETITS BUDGETS” ka andao ary ho tohizana eee😍!!!🍀🍀 Zay rehetra hitanareo ao am s...
15/07/2026

Hey!!!🥰 itanay fa tinareo be le “OFFRES PETITS BUDGETS” ka andao ary ho tohizana eee😍!!!

🍀🍀 Zay rehetra hitanareo ao am sary anie ka 15.000ar daholo e🤑!!!

🍀🍀Izy rehetra reo anie ka livraison gratuit daholo e🛺!!!

👉👉👉Eto Tamatave no misy anay a!🥰
👉👉👉Mbola ho avy ny point de vente fa zao aloha mbola manao livraison fotsiny ihany😇

🍀🍀🍀Aza miandry ela tsony ary fa ataovy dieny izao ny commande e🥰

☎️0347588289

Hey🥰 mbola mitohy fona anie ny “OFFRES PETIT BUDGET “ e!!!😍         🍀🍀🍀Beef Burger 🥩🍀🍀🍀👉Ampiarahantsika amin’ny sauce sa...
13/07/2026

Hey🥰 mbola mitohy fona anie ny “OFFRES PETIT BUDGET “ e!!!😍

🍀🍀🍀Beef Burger 🥩🍀🍀🍀

👉Ampiarahantsika amin’ny sauce samouraï 😍
👉Apintsika anle pommes frites tinareo be🍟
👉Ataotsika 15.000ar fotsiniii🤑🥰
👉Ataotsika livraison gratuiiiiiiiit🥰🤗

🍀Ataovy amzay ny commande e!
Ianao sisa no andrasana😇!!!

☎️0347588289

Address

Toamasina

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Smoked & Crispy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category