Kulture’s Food

Kulture’s Food Kulture’s Food peut prendre vos commandes à partir de nos menus

Salade Kulture, Poulet, et des frites 🤤Tellement bon 😋 en plus moins chère
19/09/2021

Salade Kulture, Poulet, et des frites 🤤
Tellement bon 😋 en plus moins chère

Salama daholo!☺️Kulture’s Food dia manao karazana sakafo maro afaka hisafidianana.Service traiteur , manao livraison , a...
01/09/2021

Salama daholo!☺️
Kulture’s Food dia manao karazana sakafo maro afaka hisafidianana.
Service traiteur , manao livraison , ary Misy toera-mpivarotana .
Hita ao ny sakafo Malagasy ary sakafo vahiny maro. Manana karazana zava-pisotro maro toy ny jus naturel , cocktail maro samihafa ihany kao izahay.
Mandray izay manao commande tsotra izay,ary manao décoration salle, mikarakara sakafo ho an’ny Mariage , fiançailles, anniversaire, baptême , ary maro hafa.
Koa dia afaka mamela hafatra mivantana amin’ity pejy facebook ity ianareo ary afaka miantso mivantana ihany koa amin’ny laharana 032 74 705 20 ho an’izay hametraka commande sy ho an’izay tia Hafantatra lalindalina ny fizotran’ny asa nay
Midira mivantana amin’ny MP ho an’izay hanontany ireo menus
Afaka manao livraison maneran’i Tamatave izahay amin’ny sarany mora dia mora.
Koa manantena ny fitsidihanareo izahay Ekipan’ny Kulture’s Food.🥰🥰

Misaotra Indrindra Oh 😍

Address

Toamasina
Toamasina

Telephone

+261327470520

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kulture’s Food posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category