Soanomendray Alavoly

Soanomendray Alavoly Soanomendray Alavoly
Restaurant - Chambres d’hôtes - Parc de loisirs - Piscine
À Mahatsinjo Sakay

🔥 INONA AVY NY LOKA SY TOLOTRA HO AN'NY FIFANINANA TRIMOBE ! Tsy ny TRIMOBE ihany no mahazo loka fa ny faharoa sy fahate...
23/09/2026

🔥 INONA AVY NY LOKA SY TOLOTRA HO AN'NY FIFANINANA TRIMOBE !
Tsy ny TRIMOBE ihany no mahazo loka fa ny faharoa sy fahatelo ihany koa an !!! 🎁 🔥
🥇 Mpandresy TRIMOBE : 150.000 Ar
🥈 Laharana faha-2 : 70.000 Ar
🥉 Laharana faha-3 : 50.000 Ar
💥 MBOLA AFAKA MISORATRA ANARANA IANAO AN! TSY MBOLA TARA
🔥 Aza miandry ela fa mbola afaka mandray anjara tsara mihitsy ianao ! 😍
👉 Hatramin’ny Zoma 25 Septembre 2026.
🔥 Saran'ny fandraisana anjara : 35.000ar
❤️ MPANOHANA OFISIALY amin’io fotoana io : AIRTEL MADAGASCAR ! ❤️
📱 Afaka mividy fahana
📲 Afaka mividy puce ihany koa
🪪 Raha hividy puce, aza adino ny mitondra karapanondro
🍹 Tsy adino ihany koa fa afaka miala hetaheta sy misakafo eto amin’ny Restaurant Soanomendray ianareo ! 😋
🔥 Hahafinaritra be anie izany amin’ny Alahady 27 Septembre izany e ! 🔥
📍 Restaurant Soanomendray – Mahatsinjo, Ankadinondry Sakay
📞 034 62 576 72
👉 Tongava mijery, misakafo, misotro ary miara-mifaly aminay ! 🎉

🔥 EFA BETSAKA NO SAHY… ARY IANAO?🍜 MINE SAO 1,5 KG⏱️ LANIANA ANATY 45 MNEfa maro no vonona handray ny fanamby! 💪🔥Ary ian...
21/09/2026

🔥 EFA BETSAKA NO SAHY… ARY IANAO?

🍜 MINE SAO 1,5 KG
⏱️ LANIANA ANATY 45 MN

Efa maro no vonona handray ny fanamby! 💪🔥
Ary ianao, vonona ve?

🏆 150 000 Ar ny loka voalohany!
💰 35 000 Ar ny fandraisana anjara.

👉 Tongava misoratra anarana e!!
📅 Alahady 27 Septambra 2026 – 14h
📍 Restaurant Soanomendray Alavoly – Mahatsinjo, Ankadinondry Sakay
📞 034 62 576 72

Sponsor officiel Airtel Madagascar

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Iandrii Tina Sariaka, Honorinah Nomenjanahary, Finaritra Nomentsoa, Andriamboa...
17/09/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Iandrii Tina Sariaka, Honorinah Nomenjanahary, Finaritra Nomentsoa, Andriamboavonjy Ravakiniaina Yalane, Hugo Misitraka Rasolofonomenjanahary, Tahiana Ravoahanginirina

Miarahaba manokana anareo nisafidy hanaraka anay!

Mine Sao ilay resaka ‼️IZA NO HO TRIMOBE 2026?Mbola mitohy foana ny fisoratana anarana!!!📍Restaurant Soanomendray Alavol...
17/09/2026

Mine Sao ilay resaka ‼️

IZA NO HO TRIMOBE 2026?

Mbola mitohy foana ny fisoratana anarana!!!

📍Restaurant Soanomendray Alavoly Mahatsinjo Ankadinondry Sakay

☎️034 62 576 72

🏊‍♀️💦 EFA MAFANA IZAO… FA NDAO HILOMANO EEEE! ☀️Mitady toerana hialana voly ve ianao? 😎👨‍👩‍👧‍👦 Miaraka amin’ny fianakavi...
16/09/2026

🏊‍♀️💦 EFA MAFANA IZAO… FA NDAO HILOMANO EEEE! ☀️
Mitady toerana hialana voly ve ianao? 😎
👨‍👩‍👧‍👦 Miaraka amin’ny fianakaviana
👫 Miaraka amin’ny namana
❤️ Miaraka amin’ny olon-tiana

🌊 Piscine + fialam-boly + sakafo matsiro…

Ny zavatra ilainao fotsiny dia ny mitondra ny bonne humeur! 😍

📍 Restaurant Soanomendray Alavoly
Mahatsinjo, Ankadinondry Sakay
📞 034 62 576 72

💦 Ndao hilomano eeee! 😎🏊‍♂️

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Haingo Mayag Ratsirarison, ʆʆ Fyh Andriatafika ʆʆ, Tsiaro Manouellä, Aina...
12/09/2026

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Haingo Mayag Ratsirarison, ʆʆ Fyh Andriatafika ʆʆ, Tsiaro Manouellä, Aina Andriamasimanana Razafimandimby, Hanta Jos, Liøn Bįő, Fenosoa Ramaroson, Hëry Samy Mâlâgâsÿ, Aïna Murïe, Nicolas Tolojana'Art

Laissez un commentaire pour les accueillir dans notre communauté, fans

12/09/2026

🍜 MINE SAO 1,5 Kg sa 2 Kg ? 🤔🔥

Betsaka taminareo no nilaza hoe :
« Tsy ho lany zany 2 kg izany ! » 😂 Ka iza no marina? 😏 Izahay efa vonona amin'ny 2kg a!!!

🤔 Iza no miteny hoe 1,5 Kg no mety ho vita?
💪 Iza kosa no sahy milaza hoe 2 Kg?
👉 Soraty ao amin’ny commentaire ny safidinao :
🍜 1,5 Kg sa 🍜 2 Kg ?
🔥 Ndao ary! Ho hita eo izay tena mahavita azy!

🏆 TRIMOBE – Fifaninanana mihinana
📅 Alahady 27 Septambra 2026
⏰ Manomboka amin’ny 2 ora tolakandro miaraka amin’ny ANIMATION sy KARAOKÉ 🎤
💰 Saran’ny fifaninanana : 35 000 Ar
🏆 LOKA VOALOHANY : 150 000 Ar
⚠️ Farany fisoratana anarana : 23 Septambra 2026

🏊 Misokatra ihany koa ny PISCINE !
📍 Restaurant Soanomendray Alavoly – Mahatsinjo
📞 Fanazavana sy fisoratana anarana : 034 62 576 72

😏 Koa iza ary no ho TRIMOBE antsika amin’io fotoana io?

Soanomendray Alavoly
Restaurant - Chambres d’hôtes - Parc de loisirs - Piscine
À Mahatsinjo Sakay

🍓 Fraise fraîche, tsara tarehy sady matsiro be! 😋❤️Ataontsika amin'ny sakafo samihafa izy ato 😄🍓 Jus naturel🍓 Milkshake ...
12/09/2026

🍓 Fraise fraîche, tsara tarehy sady matsiro be! 😋❤️

Ataontsika amin'ny sakafo samihafa izy ato 😄
🍓 Jus naturel
🍓 Milkshake
🍓Salade de fruits

🍧🍦🍡🍸🍷Glacé tsara mampangatsitsiaka amin'zao andro mafana izao 😉

📍Restaurant Soanomendray Alavoly
☎️034 62 576 72

🍕🏊‍♀️ SADY MIHINANA PIZZA, NO MILOMANO ! 😍❤️ Miaraka amin’ny olon-tianao❓️👯 miaraka amin’ny namanao❓️👨‍👩‍👧‍👦 na miaraka ...
11/09/2026

🍕🏊‍♀️ SADY MIHINANA PIZZA, NO MILOMANO ! 😍

❤️ Miaraka amin’ny olon-tianao❓️
👯 miaraka amin’ny namanao❓️
👨‍👩‍👧‍👦 na miaraka amin’ny fianakavianao ❓️

Hitanay fa tena tianareo ilay Pizza-nay 🍕, ka mbola omenay fahafaham-po indray ianareo amin’ity Alahady ity ! 🥰

👉 PIZZA GM 1 = fidirana milomano MAIMAIM-POANA OLONA 2 ! 🏊‍♀️🏊‍♂️

📅 Alahady 13 Septambra 2026
📍 Restaurant Soanomendray Alavoly
📞 034 62 57 672

🔥 Mafana indray ny week-end ntsika‼️

Address

Mahatsinjo/Ankadinondry/SAKAY
Sakay

Opening Hours

Tuesday 11:00 - 19:00
Wednesday 11:00 - 19:00
Thursday 11:00 - 19:00
Friday 11:00 - 19:00
Saturday 10:00 - 19:30
Sunday 10:00 - 19:30

Telephone

+261346257672

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soanomendray Alavoly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Soanomendray Alavoly:

Shortcuts

Share

Category