Resto Mangoro

Resto Mangoro Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Resto Mangoro, Restaurant, Moramanga.

Resto MANGORO PK20 ANKAREFOMisokatra ho antsika isan'andro (7/7) amin'ny 10 ora maraina ka hatramin'ny 11 ora Alina. Nat...
02/11/2025

Resto MANGORO PK20 ANKAREFO
Misokatra ho antsika isan'andro (7/7) amin'ny 10 ora maraina ka hatramin'ny 11 ora Alina.
Natao mirary ny vidin'ny sakafo hoan'ny rehetra ♥️

Manamarika ny fiandohan'ny taona tahaka izao ny hetsika fifampiarahabana tratry ny taona. Izahay ato amin'ny Resto Mango...
18/01/2025

Manamarika ny fiandohan'ny taona tahaka izao ny hetsika fifampiarahabana tratry ny taona. Izahay ato amin'ny Resto Mangoro PK20 dia manana toerana malalaka manokana afaka handraisana izany hetsika izany.

Contact: 0349123393

Misokatra ho antsika hatramin'ny 31 Desambra 2024 ny Resto MANGORO PK 20 Ankarefo.
27/12/2024

Misokatra ho antsika hatramin'ny 31 Desambra 2024 ny Resto MANGORO PK 20 Ankarefo.

♥️🌲🎊
22/12/2024

♥️🌲🎊

Très heureux d'acceuillir votre merveilleuse petite famille Madame Vice-Ministre Juliana Tahiana RATOVOSON. Merci et à l...
21/12/2024

Très heureux d'acceuillir votre merveilleuse petite famille Madame Vice-Ministre Juliana Tahiana RATOVOSON.
Merci et à la prochaine. ♥️

Merci 🙏Tena mahafa-po tanteraka 👍
19/12/2024

Merci 🙏
Tena mahafa-po tanteraka 👍

Resto MANGORO PK.20         ANKAREFOHo antsika mitady toerana hisakafoanana na hanaovana pause amin'ny RN2, tongava fa f...
17/12/2024

Resto MANGORO PK.20
ANKAREFO

Ho antsika mitady toerana hisakafoanana na hanaovana pause amin'ny RN2, tongava fa faly mandray anao ny ekipa rehetra.
20 km alohan'ny hiditra Moramanga, raha avy any Antananarivo.
👉 Sakafo malagasy manomboka amin'ny 7.000 Ar
👉 Zava-pisotro isan-karazany.
👉 Parking malalaka tsara♥️

Misokatra isan'andro (7/7) manomboka amin'ny 10ora maraina ka hatramin'ny 11 Ora Alina.

Address

Moramanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Resto Mangoro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category