Moussakiki Djamany Page

Moussakiki Djamany Page “Kuch Kuch, Hota Hia!” 🍡🫕
Tsiro tsy hay hadinoina ✨
Sakafo matsiro sy feno hafaliana ho anao isan’andro ❤️🙏🏽
📱 Contact: 0325607960

06/09/2026

🔥🙏🏽❤✊🏼

Mila maharaka rthyme 🚶🏻🏃🏻Kuch Kuch - Hota Hai 🙏🏽❤🔥
28/08/2026

Mila maharaka rthyme 🚶🏻🏃🏻
Kuch Kuch - Hota Hai 🙏🏽❤🔥

17/08/2026

JIMMY Hasi-mbe , zanak’i Mahajanga 🌞❤️, no misolo tena antsika ao amin’ny Kopikole Wawa Salegy! 🎶🔥

Aoka isika Mahajanga hiray hina sy hanohana azy hatramin’ny farany! 🙏🇲🇬❤️

ALEFA JIMMY HASI-MBE! 💪🏽🔥
MAHAJANGA MIARAKA AMINAO! 🌞❤️

😋🔥 IZA NO TENA TIANAO AMIN’IRETO? 🔥😋🍢 MOUSSAKIKI🥟 SAMBOS VRAI MARQUE🌯 PAKOPAKO🍖 KIDA🥩 CATLES🤤 Samy matsiro daholo, fa iz...
15/08/2026

😋🔥 IZA NO TENA TIANAO AMIN’IRETO? 🔥😋

🍢 MOUSSAKIKI
🥟 SAMBOS VRAI MARQUE
🌯 PAKOPAKO
🍖 KIDA
🥩 CATLES

🤤 Samy matsiro daholo, fa iza amin’ireo no tena ankafizinao? ❤️👇🏽

📍 Moussakiki Djamany
✨ Ny tsiro tsy hay hadinoina! 😍🔥

Mankasitsaka indrindra tompoko❤🙏🏽🙏🏽
14/08/2026

Mankasitsaka indrindra tompoko❤🙏🏽🙏🏽

Anao izikoa nandalo Mahajanga, tsy mbola nihinana Moussakiki Djamany… kara mbola tsy taty anao! 😂💗🤩🙏🏽

Cooljah Tina Cooljah Tina
Majesty Ramses
Jhaay maxi Off

🙏❤️ MISAOTRA BETSAKA ANTSIKA REHETRA! ❤️🙏Mankasitraka indrindra ireo namana, havana, mpiara-miasa ary izay rehetra nirar...
11/08/2026

🙏❤️ MISAOTRA BETSAKA ANTSIKA REHETRA! ❤️🙏

Mankasitraka indrindra ireo namana, havana, mpiara-miasa ary izay rehetra nirary soa sy tsy nanadino tamin’ny tsingerintaona nahaterahan’ny PDG Moussakiki Djamany, izay nankalazaina ny 03 Aogositra 2026 lasa teo. 🎂🎉❤️

Isaorana manokana ihany koa Député de Mahajanga No, PDG-n’ny RTN RADIO TÉLÉ NAKAY , Atoa Heriniaina Tia Solofomanga , noho ny firariantsoa sy ny fiarahabana. 🙏❤️

Faly ny fo, mankasitraka ary misaotra antsika rehetra, havana! 🥰🙏❤️
Ho tahian’Andriamanitra hatrany isika rehetra. 🎉🎂

06/08/2026

🙏❤️ Misaotra feno anareo rehetra izay nandefa firariantsoa sy niarahaba tamin’ny fitsingerenan’ny taona nahaterahan’i Mr Mamisoa – PDG Moussakiki Djamany Mahajanga ny 03 Aogositra lasa teo. 🎂✨

Ny hafatra sy ny fanohanana rehetra avy aminareo dia porofom-pitiavana sy fankasitrahana lehibe. 🙏❤️

Mirary fahasalamana, fahombiazana ary fitahiana ho antsika rehetra hatrany. 🌟

🙏❤️ Misaotra indrindra anareo rehetra izay nandefa firariantsoa sy niarahaba tamin’ny fitsingerenan’ny taona nahaterahan...
05/08/2026

🙏❤️ Misaotra indrindra anareo rehetra izay nandefa firariantsoa sy niarahaba tamin’ny fitsingerenan’ny taona nahaterahan’i Mr Mamisoa – PDG Moussakiki Djamany Mahajanga ny 03 Aogositra lasa teo. 🎂✨

Ny fankasitrahana sy ny fanohanana nasehonareo dia tena manan-danja. 🙏

Mirary soa sy fahombiazana ho antsika rehetra hatrany. ❤️🌟

Address

Jirama Mboboka
Majunga

Telephone

+261325607960

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Moussakiki Djamany Page posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Moussakiki Djamany Page:

Shortcuts

Share