VaroMix

VaroMix 💥Varomix 🍰🍕 | Mini gâteau, mini pizza & goûter maivana.
📱📩 Commande & livraison facile 🛵

Vita anio.. 😍
17/04/2026

Vita anio.. 😍

🔥 MIVERINA AMIN-KERY NY VAROMIX! 🔥Taorian’ny fotoana fohy nitsaharana noho ny antony manokana, dia misokatra indray ny p...
21/03/2026

🔥 MIVERINA AMIN-KERY NY VAROMIX! 🔥
Taorian’ny fotoana fohy nitsaharana noho ny antony manokana, dia misokatra indray ny pejy ary vonona hiaraka aminareo hatrany indray 🙏✨
🎂 Mandray COMMANDE GÂTEAU izahay!
👉 Gâteau anniversaire
👉 Gâteau personnalisé
👉 Endrika tsara + tsiro tena matsiro 😍
💡 Na tsotra na miavaka,...

📩 Alefaso ny commande ary fa ataotsika manja sy matsiro be
❤️ Misaotra betsaka tamin’ny fitokisana sy fanohanana hatrany

💥Aza adino ny mipartage ny page sy ny publication tsika fa betsaka ny zavatra ho hita eto anh..
😍VAROMIX – Ny mamy no asanay, ny fahafaham-ponao no tanjonay 🍰✨

🥰Merci du fond du cœur pour votre confiance et votre soutien 💝👉🏼La Saint-Valentin se termine aujourd’hui, mais nos offre...
14/02/2026

🥰Merci du fond du cœur pour votre confiance et votre soutien 💝
👉🏼La Saint-Valentin se termine aujourd’hui, mais nos offres continuent !

Les commandes restent ouvertes et nous sommes toujours prêts à vous servir avec le même amour et la même qualité ✨
N’hésitez pas à nous envoyer un message pour passer votre commande.

Joyeuse Saint-Valentin à tous les amoureux ❤️

À très bientôt 💕

🍰 Gâteaux chauds et prêts 😋Dispo de suite !MP pour réserver 📩Prix : 25.000ar pour 6 personnes 👉🏼Possibilité d’ajouter le...
12/02/2026

🍰 Gâteaux chauds et prêts 😋
Dispo de suite !
MP pour réserver 📩
Prix : 25.000ar pour 6 personnes

👉🏼Possibilité d’ajouter le texte de votre choix sur le gâteau

❤️ IDÉE CADEAU SAINT-VALENTIN ❤️Ataovy miavaka ny 14 février 💝🎂 Bento cake + chocolat + carte romantique 🥰✔️ Mandray com...
10/02/2026

❤️ IDÉE CADEAU SAINT-VALENTIN ❤️
Ataovy miavaka ny 14 février 💝
🎂 Bento cake + chocolat + carte romantique 🥰

✔️ Mandray commande hatrany
✔️ Vidiny mora nefa qualité tsara
✔️ Mety tsara ho cadeau surprise 🎁

📩 Mp na miantso avy hatrany ho an'izay hanao commande
📱032 28 613 20

💌 Parce que l’amour mérite une douce attention…

BENTO CAKE SAINT VALENTIN 🎂Mbola misokatra ny commande Bento Cake ho an’ny Saint Valentin 💕👉 Raha mbola tsy nanapaka hev...
10/02/2026

BENTO CAKE SAINT VALENTIN 🎂
Mbola misokatra ny commande Bento Cake ho an’ny Saint Valentin 💕
👉 Raha mbola tsy nanapaka hevitra ianao, izao no fotoana 😍
🎂 Bento Cake sur commande
💰 10.000 Ar / pièce
🎁 OFFRE SPÉCIALE
➡️ Mividy 2 Bento Cake = Jus 1 OFFERT 🧃✨
📌 Fepetra:
✅ Acompte 50% rehefa manao commande
🚚 Livraison gratuite @ ville
⏳ Voafetra ny place, ka alefaso dieny izao ny commande mba tsy ho tara!
📩 Commande en MP
🙏 Aza adino:
⭐ Tsindrio ABONNÉ
🔁 Ataovy PARTAGE amin’izay mety liana

Tsy ela sisa ny Saint Valentin 😍👉 Efa misokatra ny commande Bento Cake Varomix 😍🎂 Bento Cake💰 10.000 Ar / pièce🎁 OFFRE S...
06/02/2026

Tsy ela sisa ny Saint Valentin 😍
👉 Efa misokatra ny commande Bento Cake Varomix 😍
🎂 Bento Cake
💰 10.000 Ar / pièce
🎁 OFFRE SPÉCIALE
➡️ Mividy 2 Bento Cake = Jus 1 OFFERT 🧃✨
📌 Fepetra:
✅ Acompte 50% rehefa manao commande
🚚 Livraison gratuite @ ville
⏳ Voafetra ny commande, koa aza miandry farany ora!
📩 Alefaso MP dieny izao ary ny commande-nao
❤️ Ataovy ho fanomezana manokana ho an’izay tianao
🙏 Mba manohana an’i Varomix: ⭐ Tsindrio ABONNÉ
🔁 Ataovy PARTAGE amin’ny namanao
👍 Asio J’AIME

💝🎂 BENTO CAKE SAINT VALENTIN — VAROMIX 🎂💝Mitady fanomezana tsotra nefa tena manaitra ho an’ny Saint Valentin? 😍👉 Bento C...
01/02/2026

💝🎂 BENTO CAKE SAINT VALENTIN — VAROMIX 🎂💝

Mitady fanomezana tsotra nefa tena manaitra ho an’ny Saint Valentin? 😍
👉 Bento Cake no tena mety: kely, tsara tarehy, matsiro, ary “romantique” 💕
💰 Vidiny: 10.000 Ar / Bento Cake

🎁 OFFRE SPÉCIALE VAROMIX
➡️ 💥Raha manao commande Bento Cake 2 ianao dia mahazo:
🧃 Jus 1 OFFERT 🎉

📌 Condition:
✅ Acompte 50% rehefa manao commande
🚚 Livraison gratuite @ ville

⭐ Tsindrio ABONNÉ
🔁 Ataovy PARTAGE amin’ny namanao sy couple rehetra
❤️ Asio j’aime
📩 Commande sur MP

☔🍔 GOÛTER ANIO🍞🥪Rahariva izao, amin’ity andro avy orana ity 🤔Ny any aminareo mba avy be ko ve ny orana?✅ Safidy ho an’ny...
30/01/2026

☔🍔 GOÛTER ANIO🍞🥪
Rahariva izao, amin’ity andro avy orana ity
🤔Ny any aminareo mba avy be ko ve ny orana?

✅ Safidy ho an’ny rahariva:
🥪 Sandwich
🍔 Hamburger

📌 Commande & Livraison gratuite

👉 Alefaso ny commande
,Tonga dia ataovy eo @ commentaire na Mp fa hitako foana..
Livraison gratuite 🚚

📸 Jereo ny sary fanehoana eto ambany 😋
Varomix – quality & goût voantoka 🤍

👉 Tsindrio Abonné mba hahazo vaovao rehetra momba ny goûter & recette Varomix
Zarao amin’ny namanao raha tia goûter mafana sy matsiro

Vaovao nalaza eran-tany 🙈😅.. nareo ve mba naharaka ? 🤗Merci Janvier 😍
30/01/2026

Vaovao nalaza eran-tany 🙈😅.. nareo ve mba naharaka ? 🤗

Merci Janvier 😍

Address

Mangarivotra
Mahajanga
401

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VaroMix posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category