30/08/2026
Mbôla tsara jiaby eee 😊
Eto izahay dia hisaotra betsaka antsika rehetra mpankafý ny Soupe Tamatave 401 na ny eto an-toerana na ny vahiny, tena misaotra betsaka anareo izay mankafý anay ary voaray nay ihany koa ny tsikera madinidinika fa tena hiezaka izahay tompoko hanarina ny tsy mety, tena isaorana ianareo amin'izany ahafahanay manarina ny tsy mety... dia mirary soa sy fahasalamana antsika rehetra, dia bonne rentrée daoly ho an'ny ankizy rehetra...
🙏❤