17/09/2026
🎨 Rehefa ny loko no manome aina ny trano…
Ny teinte terre cuite 🧱dia mitondra hafanana sy endrika voajanahary.
Ny blanc 🤍 kosa manasongadina ny antsipiriany sy mampamirapiratra ny trano.
Loko roa mifameno, ho an’ny endrika kanto sy maharitra. ✨
📍 Mahajanga – Village Touristique
📞 034 76 675 40 / 033 29 771 77
🖌️ « Tsaraloko , manangana sy manatsara » 🖌️