HAPPY & ICE

HAPPY & ICE Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from HAPPY & ICE, Restaurant, Gare Routière Antanambao, Maevatanana.

Salama aby eh!!Ny 2-3-4 Aogositra ho avy izao dia ho hitanao eo amin'ny LA PLACE ny Happyandice Maevatananahampilalao sy...
01/08/2024

Salama aby eh!!
Ny 2-3-4 Aogositra ho avy izao dia ho hitanao eo amin'ny LA PLACE ny Happyandice Maevatanana
hampilalao sy hampifaly antsika, mitongava maro ary ô!!!

DISPO NY SARY Ô!!!Séance de Facepainting niarahan'ny ékipan'ny Happyandice Maevatanana tamin'ireo mpianatry ny Sekoly ts...
02/07/2024

DISPO NY SARY Ô!!!
Séance de Facepainting niarahan'ny ékipan'ny Happyandice Maevatanana tamin'ireo mpianatry ny Sekoly tsy miankina ARC ENC CIEL , ho famaranana ny taom-pianarana 🦋😻⚡️🌸
👉👉 Dispo ato amin'ny Happy&ice ny sarin'ny zanantsika tompoko
Hoan'izay maniry hiara-hiasa aminay dia afaka miditra MP , FACEPAINTING - DÉCORATION - FAMPILALAOVANA ANKIZY - KERMESE

Hoan'ireo zaza rehetra afaka CEPE !Tongava fa misy fanomezana kely homaninay ho anareo ao rahampitso 25 sy alarobia 26. ...
24/06/2024

Hoan'ireo zaza rehetra afaka CEPE !
Tongava fa misy fanomezana kely homaninay ho anareo ao rahampitso 25 sy alarobia 26. 🎉🎉🎉🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Andao hizara hafaliana eh !!
❤️❤️❤️
Izay clients rehetra tonga na sur place na à emporter dia afaka manao daholo 😀

Andao hizara hafaliana eh !!❤️❤️❤️Izay clients rehetra tonga na sur place na à emporter dia afaka manao daholo 😀
20/06/2024

Andao hizara hafaliana eh !!
❤️❤️❤️
Izay clients rehetra tonga na sur place na à emporter dia afaka manao daholo 😀

BAZARIKELY Hoan'i Dada sy ny AnkizyCASQUE + POWER BANK HO ANAO IO🫵  Mandraisa anjara amin'ny TOMBOLA eh! Ny asabotsy 15 ...
10/06/2024

BAZARIKELY Hoan'i Dada sy ny Ankizy
CASQUE + POWER BANK HO ANAO IO🫵

Mandraisa anjara amin'ny TOMBOLA eh!
Ny asabotsy 15 juin amin'ny 6 ora hariva no hatao ny Tirage au sort.
1- asio réaction ny publication
2- ataovy partage public
3- soraty ao amin'ny commentaire ao ny article tianao ho hita amin'ny Bazarikely sy ilay olona hiaraka aminao ho any
4- Tongava ety amin'ny Happy&ice Antanambao ny 14-15 juin mameno sy maka ny TICKET TOMBOLA anao

Bà kiraro, cravate, ceinture ✋🛑 STOPIreto misy CADEAU MENDRIKA HOAN'I DADA ❤️Tsy mila manao commande, tsy mila miasa sai...
09/06/2024

Bà kiraro, cravate, ceinture ✋🛑 STOP

Ireto misy CADEAU MENDRIKA HOAN'I DADA ❤️
Tsy mila manao commande, tsy mila miasa saina intsony fa tonga dia vonona, manolotra sisa dia manao bisous 💋
Afaka manatona ety Antanambao amin'ny zoma sy sabotsy ho avy izao.

👉👉 CADEAU HOAN'IZAY MANDRAY ANJARA amin'ny BAZARIKELY Hoan'i Dada sy ny ankizy. Hijery cadeau hoan'i Dada ve ? sa hanoma...
07/06/2024

👉👉 CADEAU HOAN'IZAY MANDRAY ANJARA amin'ny BAZARIKELY Hoan'i Dada sy ny ankizy.
Hijery cadeau hoan'i Dada ve ? sa hanomana 26 hoan'ny ankizy ?
amin'ny zoma sy asabotsy ho avy izao ny fotoanantsika eny Antanambao.
Misy karazany maro fa aza tara 😁
Hisy ny TOMBOLA koa aza misalasala manatona ary ô!!

Pizza Chocolat - Pizza Yaourt Eny na Pizza volamena aza dia efa afaka ataonao miaraka amin'ny : 👉 PATE A PIZZA PRÉ-CUITE...
28/05/2024

Pizza Chocolat - Pizza Yaourt Eny na Pizza volamena aza dia efa afaka ataonao miaraka amin'ny :
👉 PATE A PIZZA PRÉ-CUITE mety amin'ny karazana lafaoro rehetra, na lapoaly koa aza mety.

Misy trondro vaovao hono ao amin'ny carte an'ny Happyandice Maevatanana 🤤🤤🤤Tongava fa manomboka amin'ny 23 mai dia hisy ...
20/05/2024

Misy trondro vaovao hono ao amin'ny carte an'ny Happyandice Maevatanana 🤤🤤🤤
Tongava fa manomboka amin'ny 23 mai dia hisy matsiro kely miandry anao ao 😻

👉👉 GAGNEZ 1 PIZZA GRATUITE👈👈            👆👆👆👆👆👆👆👆👆👆1- aiso j'aime ary ataovy partage public ny publication 2- ataovy ao a...
18/05/2024

👉👉 GAGNEZ 1 PIZZA GRATUITE👈👈
👆👆👆👆👆👆👆👆👆👆
1- aiso j'aime ary ataovy partage public ny publication
2- ataovy ao amin'ny commentaire ao ny pizza tianareo indrindra sy izay tianareo hizara ny loka miaraka aminareo

Ny 24 mai amin'ny 12 alina dia izay commentaire be réactions indrindra no hahazo ilay loka

SOMBINY Ô!!! Sacs, parfums et cosmétiques, bijoux, robes, livres et jouets pour enfants, thé en infusettes, cookies faut...
16/05/2024

SOMBINY Ô!!! Sacs, parfums et cosmétiques, bijoux, robes, livres et jouets pour enfants, thé en infusettes, cookies faut maison, Bouquets cadeaux .....
Amin'ny 24-25 may ny fotoana ary eny Antanambao

Address

Gare Routière Antanambao
Maevatanana
412

Opening Hours

Tuesday 09:00 - 13:00
17:00 - 21:00
Wednesday 09:00 - 13:00
17:00 - 21:00
Thursday 09:00 - 13:00
17:00 - 21:00
Friday 09:00 - 13:00
17:00 - 21:00
Saturday 09:00 - 13:00
17:00 - 21:00
Sunday 17:00 - 21:00

Telephone

+261345746228

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HAPPY & ICE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category