Restaurant TOA NY IRY

Restaurant TOA NY IRY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Restaurant TOA NY IRY, Comfort Food Restaurant, Ivato.

23/02/2024

Ary ity ny couple nahazo ny laharana fahatelo tamin'ny lalao😍.

Etoana izahay ato amin'ny Restaurant TOA NY IRY dia mamerina ny fisaorana antsika rehetra hatrany amin'ny fanohanana☺️.
Mety oe nilalao ianareo fa tsy nandresy, tsy maninona izany fa rehefa faly ianareo dia afa-po izahay🤗.
Mbola manantena ny fahatongavanareo hatrany izahay😚.

23/02/2024

Ito indray ny vidéo an'ny couple nahazo ny laharana faharoa 😍

Ireto ary ny santionan'ny sary mombamomban'ny ambiance tamin'ny 14 Février e😍
23/02/2024

Ireto ary ny santionan'ny sary mombamomban'ny ambiance tamin'ny 14 Février e😍

23/02/2024

Salama harivariva ohh 🤩,
Ho asesisesinay eto izao hariva ireo sary sy vidéo rehetra maneho ny fiarahanay taminareo couple maromaro tamin'ny Saint Valentin 🥰.

Indro ary ny vidéo an'ny couple nahazo ny laharana voalohany tamin'ilay lalao niarahantsika 😍

Bonjour à tous 🤗,Toute l'équipe de Restaurant TOA NY IRY remercie tous ceux qui ont participé à l'événement d'hier 😁. Co...
15/02/2024

Bonjour à tous 🤗,
Toute l'équipe de Restaurant TOA NY IRY remercie tous ceux qui ont participé à l'événement d'hier 😁. Comme on l'a dit, c'était vraiment une soirée inoubliable surtout pour ceux qui ont fêté leur premier Saint Valentin avec nous😍.
Pour ceux qui n'ont pas pû participer, nous vous invitons de réserver votre date du 14 Février de l'année prochaine 😉🥰.
Nous remercions aussi les personnes qui nous ont aidé à animer la soirée avec des chants et des jeux 🤝☺️.
Encore merci à tous et à toutes et bonne soirée 😚

12/02/2024

Salama daholo ohhh 🤗,
Aleo mba asiana fanentanana kely mafonja avy aty aminay restaurant TO NY IRY indray aloha androany e😁.
Indro ary ny solon-tenanay hilazalaza aminareo izay ho atao amin'ny 14 Février izay andron'ny mpifankatia 😍,
Izy no Mme Ary izay anisan'ny gérante ato aminay 😎 (one of our boss 😜). Efa noezahinay natao fohy dia fohy kanefa mazava tsara ilay vidéo ka manasa anareo rehetra hihaino sy hijery hatramin'ny farany ☺️.
Etoana dia isaorana manokana i Mme Ary Andri sy ny équipe solide ato amin'ny Restaurant TOA NY IRY amin'ny fifandrimbonana 🫶.
Koa dia rafak'ampitso izany izahay no hihaona aminareo mpifankatia 😍. Manantena ny fahatongavanareo maro dia mirary alina mangina sy feno filaminana ho antsika rehetra 😚.

Voici toutes les informations concernant notre soirée du mercredi 😉🤗.Pour plus d'informations, envoyé un message à notre...
12/02/2024

Voici toutes les informations concernant notre soirée du mercredi 😉🤗.
Pour plus d'informations, envoyé un message à notre page Restaurant TOA NY IRY 🍽️
Ou appelez les numéros 034 67 661 23 / 034 33 121 47🥰

12/02/2024

J-2😱😱 aza tara amin'ny réservation🏃🏃 fa efa antomotra ny fotoana an!🕧 Sao tara toerana ianao🥰🥰♥️♥️.

08/02/2024

Miarahaba antsika rehetra indray ohhhh 🤗,
Noho ny fandaminana misy ato am-piasana dia tsy miasa izahay rahampitso zoma 9 Febroary 2024 sy afak'ampitso 10 Febroary 😁.

Raha misy kosa nefa te hanao réservation amin'ilay amin'ny 14 Febroary dia afaka mandefa message amin'ny page Restaurant TOA NY IRY na miantso ny laharana 034 67 661 23 / 034 33 121 47 hatrany☺️.
Zay fa mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra oh 🥰.

25/01/2024

Ho fanatsarana sy ho fanavaozana ny asanay ato amin'ny Restaurant TOA NY IRY dia mitady izahay pâtissier sy cuisinier ☺️ (olona 1 mahafehy azy 2 😌 no tena tsara raha misy).

Raha misy liana dia mandefa message ato amin'ny pejy 🤳,
Na ihany koa miantso ny laharana :
📞 034 67 661 23
📞 034 33 121 47

Misaotra antsika amin'ny fiaraha-miasa 😊. Mirary torimaso mamy ho antsika rehetra indray ohhhh 🤗

19/01/2024

Manolotra ny arahaba ho antsika rehetra ☺️.
Noho ny fangatahan'ny maro taminareo izay nanjifa ny tamin'ny zoma sy sabotsy lasa teo 😋, dia faly izahay ekipa ato amin'ny Restaurant TOA NY IRY milaza aminareo fa nanapa-kevitra izahay ny hanohy izany mandritra ny volana Janoary iray manontolo 🙀🤤.
Araka izany dia misy hatrany ny isaky ny. zoma sy sabotsy amin'ity volana ity 😎😉.

Manasa antsika ho avy, ary manantena fa ho maro ianareo no hanjifa izany 😘🥰

Address

Ivato

Telephone

+261346766123

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Restaurant TOA NY IRY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share