Chez Nou.

Chez Nou. Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez Nou., Itaosy.

Mety misy afaka mamatsy ronono tsara kalitao ve isika ato
26/05/2026

Mety misy afaka mamatsy ronono tsara kalitao ve isika ato

Izay tsy tafiaraka t@ Chez Nou. ny Andron’ny Pentecôte teo dia inoanay kosa fa anjaranao ny fety ny Reny oIza daholo ila...
26/05/2026

Izay tsy tafiaraka t@ Chez Nou. ny Andron’ny Pentecôte teo dia inoanay kosa fa anjaranao ny fety ny Reny o
Iza daholo ilay fianakaviana misafidy ny Chez Nou. rehefa fety ny Reny
Cadeau surprise izay mitondra Maman 5 voalohany ❤️👯‍♂️

Yaourt  Spécial Chez Nou sy ireo produits laitiers isan-karazany. Iza no mbola tsy nanandranaDégustation gratuite aty an...
12/05/2026

Yaourt Spécial Chez Nou sy ireo produits laitiers isan-karazany. Iza no mbola tsy nanandrana
Dégustation gratuite aty an-toerana
Aza tara ary o🙏✌️

Aiza daholo isika ilay fianakaviana misafidy ny Chez Nou.  Hiarahana amin’ny fety ny pentecôte sy ny fetin'ny RenyIzay f...
12/05/2026

Aiza daholo isika ilay fianakaviana misafidy ny Chez Nou. Hiarahana amin’ny fety ny pentecôte sy ny fetin'ny Reny
Izay fianakaviana telo voalohany dia mahazo fanomezana surprise ho an’ny Mama

08/05/2026

Alefaso indray ary ny commande
Ireo mbola tsy nahazo,anatiny mandamina ny livraison izahay tompoko

Hatramin’ny 16 Mai no fandraisana ny CVMiandry anao ny Chez Nou.Vinany
08/05/2026

Hatramin’ny 16 Mai no fandraisana ny CV
Miandry anao ny Chez Nou.Vinany

Iza ilay tsy nahazo yaourt omalyAfaka manao livraison izao Tsy miova ny prix 8000ar litre
23/04/2026

Iza ilay tsy nahazo yaourt omaly
Afaka manao livraison izao
Tsy miova ny prix 8000ar litre

✨ CHEZ NOU VINANY ✨🎉 FISOKAFANA OFISIALY / OUVERTURE OFFICIELLE📅 01 Mey / Mai 2026 à midi📍 Vinany🍽️ Expérience dégustati...
21/04/2026

✨ CHEZ NOU VINANY ✨
🎉 FISOKAFANA OFISIALY / OUVERTURE OFFICIELLE
📅 01 Mey / Mai 2026 à midi
📍 Vinany
🍽️ Expérience dégustation exclusive + visite du restaurant
🎶 Animation musicale & ambiance festive
💰 Participation : 30 000 Ar / personne
📞 Réservation : 038 65 303 03
⚠️ Places limitées – réservation obligatoire
“Traikefa tokana… expérience unique.”

🥛✨ YAOURT BIO – CHEZ NOU VINANY ✨🥛💚 Yaourt naturel, frais et bon pour la santé💚 Yaourt voajanahary, vaovao ary mahasoa💪 ...
13/04/2026

🥛✨ YAOURT BIO – CHEZ NOU VINANY ✨🥛
💚 Yaourt naturel, frais et bon pour la santé
💚 Yaourt voajanahary, vaovao ary mahasoa

💪 Bienfaits / Tombontsoa :
🛡️ Immunité / Hery fiarovana
🍽️ Digestion / Fandevonan-kanina
😁 Dents / Nify sy hihy
🦴 Os / Taolana
🥛 Calcium & Vitamine D

📍 Chez Nou – Vinany
📦 8000 Ar / litre
📞 Commandes / Contact :
WhatsApp : 032 726 1050
Téléphone : 038 653 0303 / 038 295 2620
Livraison 🚚 disponible

Mankasitraka ireo vahiny ny Chez Nou. nanatanteraka ny fivoriana sy ny fifampiarahabana taona ny omaly sabotsy Mbola mis...
08/03/2026

Mankasitraka ireo vahiny ny Chez Nou. nanatanteraka ny fivoriana sy ny fifampiarahabana taona ny omaly sabotsy
Mbola misy daty @ andavanandro sy ny farany volana ho antsika mikasa
Hanao
Fivoriana
Fetim-pianakaviana
Asa
Sakafo aram-pirahalahiana

Address

Itaosy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Nou. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share