ALC Apprendre le Mandarin, le choix des ambitieux.

🎉 100% DE RÉUSSITE À L’EXAMEN HSK ! 🇨🇳👏 Félicitations à tous nos apprenants !🏆 ALC : 100% RÉUSSITE ! 💯🇨🇳
07/09/2026

🎉 100% DE RÉUSSITE À L’EXAMEN HSK ! 🇨🇳

👏 Félicitations à tous nos apprenants !
🏆 ALC : 100% RÉUSSITE ! 💯🇨🇳

04/09/2026
🙏 Mankasitraka indrindra an’i Yang Laoshi tamin’ny fitsidihany sy ny fotoana niarahany taminay teto amin’ny ALC – Académ...
03/09/2026

🙏 Mankasitraka indrindra an’i Yang Laoshi tamin’ny fitsidihany sy ny fotoana niarahany taminay teto amin’ny ALC – Académie de Langue Chinoise 🇨🇳❤️

🎯 Ho fanatsarana hatrany ny fomba fampianarana sy hanampiana ireo mpianatra hampiasa bebe kokoa ny teny sinoa, dia hisy “Bain de Langue” tsy ho ela 🗣️🇨🇳

💬 Ity hetsika ity dia natao indrindra ho an’ireo izay maniry hiteny sy hampihatra ny teny sinoa amin’ny resaka andavanandro, mba hahazoana fahatokisana sy fahaizana miteny bebe kokoa.

✨ Mianara – Mitenena – Mampihatra!
🇨🇳 中文越说越好!

📢 Préparation des dossiers HSK en cours ! 🇨🇳📑Efa eo am-panomanana ny antontan-taratasy ilaina amin'ny fisoratana anarana...
06/08/2026

📢 Préparation des dossiers HSK en cours ! 🇨🇳📑
Efa eo am-panomanana ny antontan-taratasy ilaina amin'ny fisoratana anarana HSK izahay. Misaotra anareo rehetra tamin'ny fahavononana sy ny fiaraha-miasa.
Hifandray aminareo izahay raha misy antontan-taratasy fanampiny ilaina.
ALC – Académie de Langue Chinoise 🇨🇳

29/07/2026

👉 Cours vaovao tsy ho ela… Miomàna! 😍
En ligne

📚⚽ Araraoty ny zavatra rehetra miseho hianarana teny sinoa! 🇨🇳✨⚽ Baolina kitra : 足球 (zúqiú)📝 Midika hoe football / socce...
14/07/2026

📚⚽ Araraoty ny zavatra rehetra miseho hianarana teny sinoa! 🇨🇳✨

⚽ Baolina kitra : 足球 (zúqiú)
📝 Midika hoe football / soccer.

🏆 Mondial (Coupe du Monde) : 世界杯 (Shìjièbēi)

📝 Midika hoe Tompondaka Eran-tany.
🇪🇸 Espagne : 西班牙 (Xībānyá)
🇫🇷 France : 法国 (Fǎguó)

💰 Miloka amin'ny vola: 赌博 (dǔbó)
📝 Filokana amin'ny vola na lalao filokana.
⚽ Firy sy firy? (Score) : 几比几? (Jǐ bǐ jǐ?)
📝 Fanontaniana ampiasaina hoe: "Firy no isa?" na "Combien à combien ?"
💬 Ohatra:
🇫🇷🇪🇸 法国对西班牙,几比几?
(Fǎguó duì Xībānyá, jǐ bǐ jǐ?)
👉 France vs Espagne, firy sy firy?
NY AHY MANOKANA ESPAGNE NO ALAIKO ARY NY ANAO MBA IZA?

🎓 Mianara teny sinoa isan'andro miaraka amin'ny ALC – Académie de Langue Chinoise! 🇨🇳📖✨

09/07/2026

😂 Mitomany mihitsy na ny Sinoa aza rehefa miteny an'ity! 🇨🇳🤣

"Gēge gānggāng gēn gǒugǒu guò gōngyuán." 😵‍💫😂

Ary ianao kosa? 😏 Mahavita mamaky azy tsara ve? Andramo ary fa alefaso eto!

08/07/2026

🎥🇨🇳 Video fohy, tsotra ary mora arahina hihainoana sy hianarana teny sinoa isan'andro! ✨
⏰ Minitra vitsy isan'andro, vokatra lehibe rahampitso! 🇨🇳🔥
今天几号

06/07/2026

🎥🇨🇳 Video fohy, tsotra ary mora arahina hihainoana sy hianarana teny sinoa isan'andro! ✨
Raha mpianatra ato amin'ny ALC ianao dia ho hitanao fa mora be ny mianatra rehefa manazatra isan'andro. 💪📚
⏰ Minitra vitsy isan'andro, vokatra lehibe rahampitso! 🇨🇳🔥

🍀  Inona no dikan’ny 运气 (yùnqì)?运气 = vintana / chance / fortune好运气 (hǎo yùnqì) = vintana tsara坏运气 (huài yùnqì) = vintana...
03/07/2026

🍀 Inona no dikan’ny 运气 (yùnqì)?
运气 = vintana / chance / fortune
好运气 (hǎo yùnqì) = vintana tsara
坏运气 (huài yùnqì) = vintana ratsy

祝大家好运!zhù dàjiā hǎo yùn
BONNE CHANCE daholo O!

Address

Route Poste Itaosy
Antananarivo
102

Telephone

+261343935648

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ALC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share