Glace_Mii

Glace_Mii

Salama ehh👋👋👉Marina fa hoe hiditra ririnina isika izao de mangatsiaka fa rehefa atoandro kosa mampite hihinana glace eh😎...
14/05/2024

Salama ehh👋👋

👉Marina fa hoe hiditra ririnina isika izao de mangatsiaka fa rehefa atoandro kosa mampite hihinana glace eh😎😎🤔

👉Mikarakara Fety ve enao? Mariage, fiançaille, na fety miaraka fiakaviana ao atrano??🤔 Aza misalasala miresaka aminay fa vonona hatrany izahay manome fahafaham-po ho anareo🥰 Sady afaka personnalisé-na amin'izay soratra na sary tianareo anie eh😎🥰

🍧 Pot de 100ml = 1.500 ariary
🍧 Barquette 1l = 12.000 ariary
🍧 Parfum = Fraise , Choco, Vanille, Coco

👉 Commande minimum 100ml : 40pièces
👉 Commande minimum 1l : 4pièces

☎️034 40 609 18
☎️032 15 771 66

💕 Mirary soa tompoko oh💕

Miarahaba ehh👋👋Koa satria miezaka hatrany izahay mitady zava-baovao  de indro ary misy vokatra vaovao atolotra ho anareo...
18/04/2023

Miarahaba ehh👋👋

Koa satria miezaka hatrany izahay mitady zava-baovao de indro ary misy vokatra vaovao atolotra ho anareo😎❤️

👉 parfum vaovao : voasary🍋🍋😋

👉 Misy hatrany ireo parfum efa nisy teo aloha dia ny :
- Chocolate 🍫
- Fraise 🍓
- Coco 🥥

👉 Ny vidiny tsy miova ahh😎✌️☺️ fa kosa nasiana amin'ny 1l mba hanomezana fahafaham-po ho anareo😁

👉 pot de 100ml : 1500ar (10 pièces minimum)
👉 barquette 1l : 10.000ar

👉 fandraisana commande : 1 andro mialoha ☺️

❤️Mirary soa ho antsika rehetra ohh❤️

Salama daholo oh☺️Aiza daholo isika mpakafy glace ato? ny   dia vokatra vita Malagasy, natao ho an'ny rehetra satria dia...
11/03/2023

Salama daholo oh☺️

Aiza daholo isika mpakafy glace ato?

ny dia vokatra vita Malagasy, natao ho an'ny rehetra satria dia mirary ny vidiny🥰

👉 Ireto aloha ny parfum misy amin'izao fa mbola ho avy ny manaraka 😎
- Fraise🍓
- Chocolat 🍫
- Coco 🥥

👉 Afaka miara- miasa amin'ireo izay mbola hivarotra ary afaka miara-miasa ihany ko Amin'ireo mikarakara hetsika, Fety, lanonana😎

👉 Raha haka maro dia omenay degustation gratuit 😊

👉 Fandraisana commande :
- 1 andro mialoha

👉 Vidiny :
- 100ml => 1500ar😊

👉 Toerana :
Itaosy Hopitaly fa afaka manao livraison

👉 034 40 609 18 / 032 15 771 66

Address

Itaosy
Itaosy

Telephone

+261344060918

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Glace_Mii posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category