Ny Kalintsika

Ny Kalintsika Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny Kalintsika, Restaurant, Itaosy.

Paty gasy faran'izay majinika 🤎Tsy miboleladaka mihitsy 👍Manao livraison izahay ka manasa anareo izay liana andefa comma...
25/02/2026

Paty gasy faran'izay majinika 🤎
Tsy miboleladaka mihitsy 👍
Manao livraison izahay ka manasa anareo izay liana andefa commande any @ ny message privé 😉
ANDRAMO FA TSY ANENENANAO MIHITSY 😊

Iza no anaterana gouter o 😉-Composé 1500 Ar -Composé + oeuf sur plat 2500 ArMiala itaosy behenjy izahay, afaka  alefanar...
25/02/2026

Iza no anaterana gouter o 😉

-Composé 1500 Ar
-Composé + oeuf sur plat 2500 Ar

Miala itaosy behenjy izahay, afaka alefanareo mialoha ny commande.
Mandray commande koa raha misy olona maromaro ianareo ka tsy amin'ireo toerana ireo aza.
Sakafo madio sady matsiro kely! Azo antoka 100%

Riz cantonnais:- Simple 1500ar- Misy oeufs sur plat 2500arAfaka manao commande mialoha na olon-tsotra na maromaro ianare...
16/02/2026

Riz cantonnais:
- Simple 1500ar
- Misy oeufs sur plat 2500ar
Afaka manao commande mialoha na olon-tsotra na maromaro ianareo ☺️
Miainga ety itaosy izahay dia afaka mifampiresaka tsara @ ny frais, izay lalana anadalovanay tsy mandoa frais 😉
Ireo aloha no misy fa mbola ho avy ny karazana sakafo fanampiny!
Aza misalasala miditra message privé ho an'izay liana. Merci

Address

Itaosy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Kalintsika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category