19/07/2026
Salama daolo tsika ato oh
Eo ampanomanana raharaha ve ianao??...ka mitady mpanao gâteau ve???...aza misalasala manantona anay ao amin'ny Mp na miantso ny laharana 0344704178 fa afaka mifampiresaka tsara tsika amin'ny lafiny rehetra...manomboka amin'ny 4500ar ny portion
Nefa koa afaka manao sy manatanteraka araka ny budget anao
Izay mirary Alahady mafinaritra antsika
😘😘
ho tahin'Andriamanitra daolo