Paradise Ihosy

Paradise Ihosy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Paradise Ihosy, Tapas Bar & Restaurant, Andrefatsena Ihosy (ex couleur café), Ihosy.

28/08/2026

Rampitso ny fotoana tsika eny @ paradise miaraka Lima🇲🇬✌️

Defa amboaro ny programme e😏🤝

Akory aby rolahy e🇲🇬✌️🇲🇬❌❌❌ Asabotsy 29 Aogositra 2026 ny fotoantsika * BYE-BYE* vacance miaraka Lima ao @ PARADISE IHOS...
11/08/2026

Akory aby rolahy e🇲🇬✌️🇲🇬

❌❌❌ Asabotsy 29 Aogositra 2026 ny fotoantsika * BYE-BYE* vacance miaraka Lima ao @ PARADISE IHOSY ❌❌❌

Billets efa disponible :

Simple : 10.000Ar

Réservation : 30.000Ar

V.I.P : 100.000Ar

Hoento ary ny namana fa any ndray mihaona e 🤝

📍 Toerana : Andrefatsena Ihosy

Tanosilahy Events

Natokana ho fisaonam-pirenena ny zoma 24 jolay 2026 dia najanona avokoa ny hetsika izay nokasaina hatao 🇲🇬⚠️⚠️⚠️Marihina...
23/07/2026

Natokana ho fisaonam-pirenena ny zoma 24 jolay 2026 dia najanona avokoa ny hetsika izay nokasaina hatao 🇲🇬

⚠️⚠️⚠️Marihina ihany koa fa mijanona ny lalao izay manandrify ireo fampisehoana ireo.⚠️⚠️

Ny avy ato @ Paradise Ihosy dia mirary fiononana feno ho an’ireo fianakaviana namoy havana 🕊️

Tanosilahy Events

22/07/2026

Merci pour votre passage chez Paradise Ihosy. 🥰✨
Steven.D

Et si ce n’est pas encore fait, je vous invite à venir nous rendre visite. Venez vivre une belle expérience et ambiance🤝

📍 Paradise Ihosy Andrefatsena

18/07/2026

Yooo la famille🇲🇬🤟

Ny équipe ny PARADISE IHOSY dia mirary soa ny mpanala fanadinam-panjakana baccalauréat 2026 rehetra ✨

Ary Aza adino fa miaraka hanalazy vita bacc hiaraka @ Rim-ka antsika aminio zoma 24 Jolay 2026 io 🤝🇲🇬

Aza adino fa mbola mandeha ny jeux antsika izay hatao fisarihana ny alakamisy 23 Jolay @ 6ora hariva 💸✨

Billet simple : 10.000Ar
Réservation : 30.000 Ar
V.I.P Place : 100.000 Ar

2026

Akory aby riano oh!!!!!Ihosy koa zay e🇲🇬🇲🇬🇲🇬Manalazy vita bacc miRim'k officiel ny 24 Jolay ho avy izao  ao @ P A R A D ...
06/07/2026

Akory aby riano oh!!!!!
Ihosy koa zay e🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Manalazy vita bacc miRim'k officiel ny 24 Jolay ho avy izao ao @ P A R A D I S E IHOSY indray ny fotoanantsika manaraka ✨

Ka indro ary ny JEUX izay hahazo antsika loka : 🎁🎁🎁
1 ère Place

📍Billet V . I . P = 1 ( pour une personne )
+ vola 40. 000 Ar 💸💸💸

2 eme place :
📍 Billet S I M P L E = 1 (pour une personne )
+ vola 20. 000Ar 💸💸💸

Conditions de jeux antsika dia tsotra :
✅ Izay efa mpanaraka ny pejy no ekena

✅ Invitena ny namana hanaraka ny pejy

✅ Sorato ao @ commentaire hiran’ny Rim - k izay tena tinao dia izay be réaction indrindra no mandresy

🚨 Tirage atao ny 23 jolay @ 0 6:00 ora hariva

Bonne chance daoly ary 🤝

06/07/2026
🚨🚨 Gâté Pourri anao miaraky @ Paradise 🤣 Programantsika Manalazy Vita Bacc ndray ary e ! Amboaro dieny zao ny programa 😉...
04/07/2026

🚨🚨 Gâté Pourri anao miaraky @ Paradise 🤣 Programantsika Manalazy Vita Bacc ndray ary e ! Amboaro dieny zao ny programa 😉 24 Juillet hoavy izao miaraky @ Rim-ka 😉 Zay eeee ! 🫵

🥳1K followers 🥳Merci à vous ! Iza ny artiste mba tianareo handalo ato Paradise Ihosy ? Ataovy ao @ coms 👇
30/06/2026

🥳1K followers 🥳
Merci à vous ! Iza ny artiste mba tianareo handalo ato Paradise Ihosy ? Ataovy ao @ coms 👇

Yooo ! Ze te hiala vazony dia aza adino fa misokatra tsika androany a. Restaurant ouvert, tsaky sy boisson complet 😉 Mia...
26/06/2026

Yooo ! Ze te hiala vazony dia aza adino fa misokatra tsika androany a. Restaurant ouvert, tsaky sy boisson complet 😉 Miandry anareo anay e!

Address

Andrefatsena Ihosy (ex Couleur Café)
Ihosy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Paradise Ihosy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share