Rasoa Tsaky

Rasoa Tsaky Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rasoa Tsaky, Burger Restaurant, tanambao, Fort-Dauphin.

📍 Fort-Dauphin 📍
🐬
614
✨ TANAMBAO 2✨ (Entre Vonimboly et Bambino)

🙌🏼" Le goût qui te fait revenir encore et encore"👌🏼

‼️⛺ FAST-FOOD HORS PAIR ✅ SUR CHARIOT ⛱️

faites-vous livrer🛵 ou informer
📞+26134 40 090 36

🍜Misao poulet+ oeuf sur plat Natao spécial androany ka rombarombaho fa tapitra à 14h30 ny commande de livraison 🛵 androa...
20/09/2026

🍜Misao poulet+ oeuf sur plat

Natao spécial androany ka rombarombaho fa tapitra à 14h30 ny commande de livraison 🛵 androany efa toy ny mahazatry
📍Rariva kosa eny ampitany pharmacie kanacia ilay chariot 🥰
✨Alefaso dien'izao ny commande🥰

🍜 Efa nanao commande Misao Garnie ve ianao? 😋🔥Raha efa nanandrana ianao, ahoana ny fahitanao azy? 👀❤️Ary raha mbola tsy ...
19/09/2026

🍜 Efa nanao commande Misao Garnie ve ianao? 😋🔥

Raha efa nanandrana ianao, ahoana ny fahitanao azy? 👀❤️
Ary raha mbola tsy nanao commande kosa… inona indray no andrasanao? 😄

👉 Commander-nao izao amin’i Rasoa Tsaky 📩

🙏 Miala tsiny indrindra tamin’ireo nametraka commande omaly nefa tsy nahatratra goûter. Tsy hoe ratsy akory ny fandraisa...
19/09/2026

🙏 Miala tsiny indrindra tamin’ireo nametraka commande omaly nefa tsy nahatratra goûter. Tsy hoe ratsy akory ny fandraisana commande, fa lany haingana fotsiny ireo goûter ka tsy nahazo daholo ny rehetra.

💝 Ho fialan-tsiny, LIVRAISON GRATUITE androany ho an’ireo izay nanao commande omaly ka tsy nahatratra, raha mbola manao commande androany.

Misaotra indrindra amin’ny faharetana sy ny fahatokisana an’i Rasoa Tsaky ❤️
Alefaso aminay ny commande-nao androany! 📩

🤤🔥 SOUPE SPÉCIALE sa MISAO GARNIE + ŒUF SUR PLAT 😍🍜🍳Iza aminareo no efa vonona hihinana? 😋❤️👉 Alefaso dieny izao ny comm...
18/09/2026

🤤🔥 SOUPE SPÉCIALE sa MISAO GARNIE + ŒUF SUR PLAT 😍🍜🍳

Iza aminareo no efa vonona hihinana? 😋❤️
👉 Alefaso dieny izao ny commande-nao 📩
🚚 Livraison disponible

Ary raha SOUPE SPÉCIALE sa MISАO GARNIE + ŒUF SUR PLAT no safidinao, soraty eto ambany 👇🥰

🔥🍜 VAOVAO ANDROANY AO AMIN’I RASOA TSAKY! 😍MISAO GARNIE + ŒUF 🤤✨👉 Menu vaovao androany ihany, ka hararaoty dieny mbola m...
17/09/2026

🔥🍜 VAOVAO ANDROANY AO AMIN’I RASOA TSAKY! 😍

MISAO GARNIE + ŒUF 🤤✨
👉 Menu vaovao androany ihany, ka hararaoty dieny mbola misy! 🥰

📩 Alefaso izao ny commande-nao
🚗 Livraison disponible!

❤️ Aza avela handalo fotsiny ity vaovao androany ity! 😋

Aza adino fa MISOKATRA FOANA ISIKA androany! 🥰🍴Manomboka amin’ny 10h ny livraison 🚗💨Afaka mametraka commande mialoha iha...
17/09/2026

Aza adino fa MISOKATRA FOANA ISIKA androany! 🥰🍴
Manomboka amin’ny 10h ny livraison 🚗💨
Afaka mametraka commande mialoha ihany koa ianao 📲
⏰ Entre 10h – 12h no ahitana ireo produits rehetra mety ho disponible:
🍔 Burger
🥪 Sandwich
🥐 Croissant salé
🥟 Sambosa
🌮 Tacos
🍲 Soupe rehetra
🍜 Misao garnie
🍜 Misao simple
🍳 Misao œuf
🍢 Brochettes
🚗 Livraison disponible
📲 Alefaso mialoha ny commande-nao! ❤️

😋 Efa vonona ny sakafo! 🔥🍲 Soupe rehetra dispo🌮 Tacos🍔 Burger🍝 Misao garnie • simple • œuf🍢 Brochettes📲 Alefaso dieny iz...
16/09/2026

😋 Efa vonona ny sakafo! 🔥

🍲 Soupe rehetra dispo
🌮 Tacos
🍔 Burger
🍝 Misao garnie • simple • œuf
🍢 Brochettes

📲 Alefaso dieny izao ny commande-nao, fa aza miandry ho noana vao mametraka commande! 😍🧡
🛵 Livraison azo atao.

🍜 Soupe spéciale 😋🔥Mafana, matsiro ary tena mety amin’izao andro izao 🥰📲 Afaka mametraka commande dieny izao!🚴 Livraison...
16/09/2026

🍜 Soupe spéciale 😋🔥
Mafana, matsiro ary tena mety amin’izao andro izao 🥰

📲 Afaka mametraka commande dieny izao!
🚴 Livraison manomboka amin’ny 10h.

✨ Efa mety ho DISPO koa ny sasany amin’ny goûter-ntsika.

🎉 Ary mety aminareo ve raha asiana JEUX VAOVAO androany? 😍
Lazao eto ambany hoe ENY raha vonona hilalao 👇❤️

🥰 MISOKATRA NY RASOA TSAKY ANDROANY! 🍔🌮🕙 Manomboka amin’ny 10h vao disponible ny Soupe, Misao, Sandwich sy ny goûter haf...
15/09/2026

🥰 MISOKATRA NY RASOA TSAKY ANDROANY! 🍔🌮

🕙 Manomboka amin’ny 10h vao disponible ny Soupe, Misao, Sandwich sy ny goûter hafa 😋

🛵 Afaka manao commande sy livraison manomboka amin’ny 10h ihany koa!

📩 Apetraho dieny izao ny commande-nao ❤️

14/09/2026

� INFO MENU RASOA TSAKY ��

Jereo ato amin’ny vidéo ny Menu Rasoa Tsaky �

Address

Tanambao
Fort-Dauphin
614

Opening Hours

Tuesday 08:00 - 19:30
Wednesday 08:00 - 19:30
Thursday 08:00 - 19:30
Friday 08:00 - 19:30
Saturday 08:00 - 19:30
Sunday 13:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rasoa Tsaky posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share