24/09/2026
🎁🔥 100 000 Ar À GAGNER CHEZ ANITA ! 🔥🎁
Tonga izao ny fotoana hilalaovana ! 😍
🍽️ Mihinàna ato amin’ny Chez Anita, 20 000 Ar farafahakeliny
📸 Maka sary ny moment-nao
📱 Posteo Facebook ary mentionnez Chez Anita Resto
❤️Likeo ny pagentsika ary inviteo ny namanao!
🏆 Izay mahazo likes betsaka indrindra no mahazo bon d’achat 100 000 Ar !
⏳ Maharitra 1 volana ny jeu.
👉 Mankanesa misakafo, maka sary ary mandray anjara !
📍 Chez Anita — Bazarikely, ampitan’ny Fiangonana FJKM.