01/08/2026
What's your best therapy?
💭 Inona no fomba tena mampitony sy mampifaly anao rehefa torovana? ❤️
🌅 Mifarana indray ny herinandro... Fotoana hialana sasatra sy hanalana ny havizanana rehetra.
🍕🍔🥙 Mitondrà ny fianakavianao, ny namanao na ny olon-tianao, dia tongava mankafy sakafo matsiro sy fotoana mahafinaritra ato amin'ny T-SAVEURS.
✨ Avelao ny tsiro sy ny rivo-piainana ato aminay hampitsiky anao indray!
📍 T-SAVEURS – Amparihy, Betsioky, Fort-Dauphin
🤗 Miandry anareo izahay. Tongava maro!