28/08/2026
Kay kosaa zany hatsika eee 🥶🥶
Amin’izao andro mangatsiaka izao, inona no tsara kokoa noho ny soupe royale na velouté mafana, vita am-pitiavana? 😋🔥
Mafana • Matsiro • Mahavoky • Tsy mandany vola be ❤️
📍 Ampasambazaha — Arrêt bus Bijouterie TSAKOU
KôZi Bistro – Eat & Connect ☕🍴
Tongava maka hafanana e! 🥰