Art'intsoa

Art'intsoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Art'intsoa, Fast food restaurant, Antananarivo, Fenoarivo.

Salama oooh🥰 -Tsy dia afaka mivoaka matetika ?🥱- Alavitra toerana fisakafoana?🙄Manana tolotra tsara ho anareo izahay🥰😻.A...
03/11/2024

Salama oooh🥰

-Tsy dia afaka mivoaka matetika ?🥱
- Alavitra toerana fisakafoana?🙄

Manana tolotra tsara ho anareo izahay🥰😻.Afaka mamantsy anareo , afaka mandray commande avy aminareo🥰

🥙 CANTINE [ Vary sy loaka / Pate ... ] ( Na Mpianatra na miasa amin'ny Orinasa )

🥙Na koa ho an'ireo te hikarakara opération

Aza misalasala fa afaka manatitra izany any aminao izahay amin'ny ora tinao 🥰🙏

🎯 Sakafo ara-pahasalamana tsara 🙏
🎯 Madio (❌ tsy mampiasa sauce chimique)

Prix Mirary hatrany 🥰
Manomboka amin'ny 4 000 Ar ny Sakafo ato aminay😊

Ireo misy sombin-tsary vokatra vokarinay🥰😻.
Anjaranao izao 😊 Koa aza misalasala fa tsy handiso fanantenana anao izahay🙏

Malalaka ihany koa ho an'ny fiaraha-moasa rehetra 🙏😊

Aza misalasala miditra "Mp" 😊 Na miantso avy hatrany ny laharana :
📱 034 54 779 57
📱 034 43 478 28

Mankasitraka tompoko❤️

Address

Antananarivo
Fenoarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Art'intsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share