06/01/2025
Izahay eto amin'ny Restaurant Mi'lay Arivonimamo dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2025 😍
Enganie ho taona feno fahombiazana sy fitahiana ary fahasalamana ho antsika rehetra ity taona vaovao ity 🥰
Eto aho dia te hankasitraka anareo rehetra izay nanome fitokisana anay tamin'iny taona lasa iny 🙏
Manome toky fa hiezaka izahay hanome izay tsara sy mety ho antsika rehetra hatrany 👍
✅Aza adino fa efa misokatra isan'andro izahay an ❤️
Milay foana miaraka aminay 🍽️