MADA Vary

MADA Vary Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MADA Vary, Diego, Antsiranana.

Entreprise Malagasy spécialisée dans le collecte et commercialisation de Vary gasy à Diego Suarez :
- Vente en gros avec bon prix,
- Livraison à domicile,
- Fournisseur pour restaurant et gargote.

Salama Nosy Be!Hoanao grossiste PPN na grossiste vary gasy aza tara fa misy vary gasy madio ary tsisy vato avy Mandritsa...
11/03/2025

Salama Nosy Be!

Hoanao grossiste PPN na grossiste vary gasy aza tara fa misy vary gasy madio ary tsisy vato avy Mandritsara livré à Ankify 150 sacs disponibles, prix abordables.
Mp prix, ou appeler directement 0326446381
Prix de gros direct.
Merci

Salama atsika jiaby mpivarotro vary eto Diego Suarez,Efa tonga ny vary gasy tsika vary tsara tsisy vato natao amin'ny vi...
11/11/2024

Salama atsika jiaby mpivarotro vary eto Diego Suarez,
Efa tonga ny vary gasy tsika vary tsara tsisy vato natao amin'ny vidiny mora mba azahoanareo tombony.
=> Vidiny 180.000Ar vary 60kg,
=> 10 sacs minimum de commande,
Raha vonona ianao dia aza misalasala miantso mivantana ny 0326447381/0321528539
MADAVARY Diego Suarez
Grand pavois garage Simon

Ho antsika eto Diego Suarez, grossiste,mini grossiste et épicerie afaka mamatsy entana ho anareo izahay ato amin'ny NORD...
01/10/2024

Ho antsika eto Diego Suarez, grossiste,mini grossiste et épicerie afaka mamatsy entana ho anareo izahay ato amin'ny NORDTRADE Groupe.
Commercial : 0326447381/0321528539

Urgent :Mitady olo agnadio na itsipigny vary fotsy tarif par kg paiement direct refa vita asa.Tél : 0326447381 / 0321528...
03/09/2024

Urgent :
Mitady olo agnadio na itsipigny vary fotsy tarif par kg paiement direct refa vita asa.
Tél : 0326447381 / 0321528539
Misaotra

Salama e!Vaovao tsara eto Diego Suarez !MADA Vary dia manamora ny fiainagna tsika amin'ny andavan'andro momba ny vary ho...
09/08/2024

Salama e!

Vaovao tsara eto Diego Suarez !
MADA Vary dia manamora ny fiainagna tsika amin'ny andavan'andro momba ny vary hoan'ny tokantragno ntsika jiaby:
- Mivarotro vary amin'ny Kg,
- Manatitra antragno (livraison à domicile),
- Afaka aloha tsikelikely (facilité de paiement) 15 andro ka hatramin'ny 30 andro.
- Vary tsara, madio, isankarazany.
Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala miantso mivantana @ fotoana rehetra 7/7 ary 24/24.
Frais de livraison à la charge de client
Tél : 0326447381/0321528539
Ou venez en MP direct

Address

Diego
Antsiranana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MADA Vary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share