Tsimoka Coffee Shop

Tsimoka Coffee Shop The coziest coffee shop in Antsirabe supporting local charities, local coffee and other local products 💚

https://maps.app.goo.gl/Ue6sssJuxUoeEyW87?g_st=ic

19/06/2026

Ny mpandresy tamin'ny lalao antsika dia i Miora Hajarimpino 🥳 👏 🎉
Arahabaina e!
Tongava aty @ Tsimoka Coffee Shop misitraka ny lokanao 😊
Misaotra antsika rehetra nandray anjara dia miomana indray @ lalao @ herinandro e

And the winner is Miora Hajarimpino 🥳 👏

Congratulations! Please come into Tsimoka Coffee Shop to claim your prize 😊 Thank you to everyone who played along and get ready for another competition next week 🥳

Kafe Malagasy 🇲🇬 voaendy  manara-penitra mba hanome ny tsiro tsara indrindra 🤤Karazany Robusta sy Arabica ☕Efa azonao ji...
18/06/2026

Kafe Malagasy 🇲🇬 voaendy manara-penitra mba hanome ny tsiro tsara indrindra 🤤
Karazany Robusta sy Arabica ☕
Efa azonao jifaina ety @ Tsimoka Coffee Shop

Malagasy coffee 🇲🇬 Professionally roasted for maximum flavor 🤤 Robusta and Arabica varieties ☕️ Available now at Tsimoka coffee shop

Tianay ny kafe anay, fa tianay koa ny barista anay satria tena sariaka! ☕😊 Vonona handray sy hanompo anareo foana izy ir...
16/06/2026

Tianay ny kafe anay, fa tianay koa ny barista anay satria tena sariaka! ☕😊 Vonona handray sy hanompo anareo foana izy ireo, Alatsinainy ka hatramin’ny Asabotsy, 8 maraina – 6 hariva. Tongava misotro izay tianareo e!

Not only do we love our coffee but we love our friendly baristas. They are ready and happy to serve you your drink of choice Monday to Saturday 8am - 6pm!

☕ IZA NO MILA KAFE ANIO?☕ FANOMEZANA LOKA! ☕Iza no olona fantatrao izay mendrika hisotro kafe na matcha androany?Lazao a...
15/06/2026

☕ IZA NO MILA KAFE ANIO?

☕ FANOMEZANA LOKA! ☕
Iza no olona fantatrao izay mendrika hisotro kafe na matcha androany?
Lazao anay ao amin'ny commentaires:�👉 Iza izy?�👉 Nahoana izy no mendrika izany?

Raha handray anjara:
✅ Araho ny pejin'i Tsimoka Coffee Shop�✅ Ataovy J'aime ity lahatsoratra ity�✅ Soraty ao amin'ny commentaires ny valin-teninao

Mpandresy iray no hahazo zava-pisotro ROA maimaim-poana avy aminay — iray ho azy ary iray ho an'ilay olona nofidiny.
Hoambara ny mpandresy amin'ny zoma 19 Jona
Mirary soa! ☕🌱

☕ GIVEAWAY TIME! ☕
Who do you know that deserves a coffee or matcha today?
Tell us in the comments:�👉 Who are they?�👉 Why do they deserve it?

To enter:
✅ Follow Tsimoka Coffee Shop�✅ Like this post�✅ Comment your answer below

One winner will receive TWO free drinks — one for themselves and one for the person they chose.
Winner announced on Friday 19th June.
Good luck! ☕🌱

NEW OPENING TIMES ⏰ ORA FISOKAFANA VAOVAO ⏰ NOUVEAUX HORAIRES D’OUVERTURE ⏰ 8am - 6pm (starting Monday 8th June 2026)
07/06/2026

NEW OPENING TIMES ⏰
ORA FISOKAFANA VAOVAO ⏰
NOUVEAUX HORAIRES D’OUVERTURE ⏰

8am - 6pm (starting Monday 8th June 2026)

Never tried Matcha?? Now is the time! Whether you are in need of a hot or iced Matcha latte we have got you covered. Ava...
06/06/2026

Never tried Matcha?? Now is the time! Whether you are in need of a hot or iced Matcha latte we have got you covered. Available now at Tsimoka Coffee Shop 😊

Mbola tsy nanandrana Matcha mihitsy??
Izao no fotoana! Na mafana na mangatsiaka, na Matcha latte dia misy ato aminay. Tonga dia manatona ao amin'ny Tsimoka Coffee Shop!

Thank you for all your reviews so far and thank you for visiting our coffee shop 🙂 We love and our grateful for all our ...
05/06/2026

Thank you for all your reviews so far and thank you for visiting our coffee shop 🙂 We love and our grateful for all our customers ♥️

Misaotra betseka anareo tamin’ny retour rehetra dia Misaotra ihany koa nandalo tato am coffee shop🥰mankasitraka indrindra anareo mpanjifa Tompoko♥️

“Did you know? Every time you buy a coffee (or anything else) at Tsimoka Coffee Shop the majority of the money is used f...
30/05/2026

“Did you know? Every time you buy a coffee (or anything else) at Tsimoka Coffee Shop the majority of the money is used for community development in Madagascar?

Well now you know 😊

The Tsimoka Coffee Shop was started to help support Tsimoka, Madagascar which is a non profit association dedicated to helping develop Madagascar through education, training, reforestation and more. So next time you visit us you can be sure that every Ariary you spend is being used for something great. See you soon!”

Mba fantatrao ve?
Isaky ny mividy kafe (na zavatra hafa) ianao ao amin'ny Tsimoka Coffee Shop, ny ampahany betsaka amin'ny volanao dia ampiasana amin'ny fampandrosoana ny fiarahamonina eto Madagasikara!

Eny ary, izao kosa aloha dia efa fantatrao e! 😊
Ny Tsimoka Coffee Shop dia natsangana mba hanohanana ny Tsimoka Madagascar. Fikambanana tsy mitady tombony izy io. Ny tanjony dia ny hampandroso an'i Madagasikara amin'ny alalan'ny fampianarana, ny fampiofanana, ny fambolen-kazo, ary ny maro hafa.
Koa amin'ny manaraka rehefa mitsidika anay ianao, dia matokia fa ny Ariary rehetra laninao dia ampiasana @ zavatra tsara.

Mandrapihaona an!

18/05/2026

♥️ 😍 🙏🏼

Address

Avenue Foch
Antsirabe

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsimoka Coffee Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share