Moonlight Bar & Grill Antsirabe

Moonlight Bar & Grill Antsirabe Un Bar, une ambiance
Des instants inoubliables.

🌟🛑Ho an'ireo izay any Tana ... ito ny événement dia ao ny toerana... Mamay be
04/08/2026

🌟🛑Ho an'ireo izay any Tana ... ito ny événement dia ao ny toerana... Mamay be

🎸 IRAIMBILANJA EN CONCERT LIVE 🎸

Io indray ny fotoanantsika manaraka ❤️✨

Venez profiter d'un moment live avec le groupe de rock mythique Iraimbilanja, dans un cadre intimiste 😉

Préparez-vous à chanter à tue-tête tous leurs plus grands succès 🔥

Restauration, snacking, grillade, boissons, cocktails sur place...

📅 Date : Samedi 08 Août 2026
🕔 Heure : À partir de 17h00
📍 Lieu : Peace and Mood (immeuble supermaki Amboditsiry)

Billets sur place, reservation fortement conseillée car places limitées.

Informations et réservations: 038 87 659 89

efa tonga ny AMBODIVOARA leroa an! hoan'ireo nitady...eto Ampihaviana foana
31/07/2026

efa tonga ny AMBODIVOARA leroa an! hoan'ireo nitady...
eto Ampihaviana foana

rahampitso ny fotoana @ 2ora
24/07/2026

rahampitso ny fotoana @ 2ora

Salama daholo e, ity ilay hetsika vita BACC zareo a, MIZARA MIC FEMCEE PART ONE izay ho tanterahana ny Sabotsy 25 Jolay 2026 manomboka amin'ny 2 ora tolakandro, ao amin'ny tokotanin'ny RTA Antsirabe. PAF : prévente 5000Ar/Jour J 6000Ar/ Invitation : 15000Ar.
Ho an'izay te handray anjara amin'ny freestyle d afaka tonga amin'ny MP h@rahampitso amin'ny 10ora ny fisoratana anarana. Ilay izy omena teny nareo d iny no atao ao anaty 8 mesures fa tsy mifampifantsy akory d ze be mpihorakoraka sy mahavita milay be no mpandresy. Lisany sisa no andrasana 🫡

Vahiny eto Antsirabe indray aloha izao ny fan numéro 1 an'ito frite tsika ito.Sady bestseller koa izy @ izao 😋😋Hafa ihan...
10/07/2026

Vahiny eto Antsirabe indray aloha izao ny fan numéro 1 an'ito frite tsika ito.
Sady bestseller koa izy @ izao 😋😋

Hafa ihany ny frite an'i Moonlight.

💥Efa misy billet tsotra sy Invitation ato amin'ny MOONLIGHT💥araho tsy tapaka ny pejy fa hisy ao afara ao ny lalao ahazoa...
08/07/2026

💥Efa misy billet tsotra sy Invitation ato amin'ny MOONLIGHT💥

araho tsy tapaka ny pejy fa hisy ao afara ao ny lalao ahazoana frites 🫣😁

💥💥💣💣🎤🎼🎵

Salama daholo o, rahariva ny fotoana ny émission KRONIK radio, manomboka amin'ny 7 ORA HARIVA ao 102 rta bira . Hiompana be dia be amin'ny live amin'ny 25 Jolay 2026 manomboka amin'ny roa ora tolakandro aloha ny fandaharana mandritra ny telo herinandro ho avy. Ireto avy ny vazo hiainga ary :
- Tsou Tsou feat Tchad Arnak " Carpe diem"
- T**i Andrianjaka " tsy ho very maina"
- " herin'ny faharetana"
- Nirilanto Diamondra Randriamihaja feat
" Zay fikany any"
- Ilaria 114 " tsotra"
- Kintaniavo " Calmeo"
- Bug Na feat Vy Mamay " Mandamina"
- Sy vazo surprise 🫡

Izay fa dia rahariva ny fotoana 👊🙏

Client: Misy consomme ve?Za: Ie, Ambodivoara arrangéClient: Iza aki manao an'itonyZa: Avy any Antananarivo anyClient: Ai...
04/07/2026

Client: Misy consomme ve?
Za: Ie, Ambodivoara arrangé
Client: Iza aki manao an'itony
Za: Avy any Antananarivo any
Client: Aia koa aki, avy any any any aki manao an'itony
Za: ie fa avy any tana manamboatra azy, ahoana?
Client (avy nisotro): ay, tsara aki, ao fa miverina rehefa mandalo indray
Betsaka no tia azy ity, mahafinaritra ahy foana mahita ny endrik'zareo avy manandrana.

Misy karazany ato an! mafana ery ny fijerena match miarak@ny.
ety Ampihaviana, ampitan'i Galana Côté Antsinanana iny.
Afaka mandefa mp raha very.

*à consommer avec modération aloha an!

02/07/2026

* en vente ato@ Moonlight ny Alahady ARRANGÉ 😂😂

Iza no efa nanandrana? iza no tia?Andramatsika asiana an'ito indray ato jerena, somary be pitady izy ity dia nasiko kely...
23/06/2026

Iza no efa nanandrana? iza no tia?
Andramatsika asiana an'ito indray ato jerena, somary be pitady izy ity dia nasiko kely androany.
303 punch chocolat 😋 fa na izaho ary te anandrana mafy 😅

07/06/2026

Address

Ampihaviana
Antsirabe

Opening Hours

Monday 13:00 - 22:00
Tuesday 13:00 - 22:00
Wednesday 13:00 - 22:00
Thursday 13:00 - 22:00
Friday 13:00 - 22:00
Saturday 13:00 - 22:00
Sunday 13:00 - 22:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Moonlight Bar & Grill Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category