19/02/2026
Famintinana an-tsary Kely ny sakafon-tsika tamin'ny St Valentin ❤️🥰
Mankasitraka anareo rehetra Tonga nankalaza ny fetin'ny mpifankatia tato amin'ny Hotely Miangaly Vatofotsy 🫶❤️
Afaka mandray événements rehetra ihany koa izahay fa aza misalasala miditra afatra miafina ☺️
📞0347182707
📍 Vatofotsy près Jovena