02/03/2023
Ho antsika eto Antsirabe sy ny manodidina miverina indray izahay sy ilay tsiron-tsakafo miavaka izay nahafantaranareo anay😍
Aterina any amin'izay toerana misy anareo ny sakafo,izay misy karazany maro no MIRARY nefa MATSIRO 😋
Alefa 1 andro mialoha foana ny commande mba ho tonga ara-potoana sy ara-dalana tsara any aminareo ny Sakafo ❤️
Afaka miantso ny laharana 0341658367 na ny 034 39 720 29 avy hatrany ihany koa ianareo
Ireto avy ary ireo Plats antsika:
🍝 PATES 🍝
Composé: 1500ar
Pate sauté: 1500ar
Salade de pâte: 2000ar
Mie-sao Poulet 5000ar
Mie-sao Spécial 8000ar
Spaghetti bolognaise 8000ar
Spaghetti Carbonara 10.000ar
🍛 RIZ 🍛
Riz Cantonnais Simple 4000ar
Riz Cantonnais poulet 6000ar
🍻 JUS 🍻
Jus naturel: 1600ar
🍕🌮 TSAKY & SNACK 🍟🍔
Wan-tan frites: 600ar/pièce 10pieces minimum
Nem: 500ar/ pièce 10pièces minimum
Sambos: 500ar/ pièce 10pièces minimum
Brochette de viande: 500ar/pièce 10pièces minimum
Boulette de viande 500ar/pièce 10pièces minimum
Boulette de poisson : 700ar/ pièce 10 pièces minimum
Brochette de poulet: 500ar/ pièce 10pièces minimum
Pao chinois: 1000ar/ pièce 5 pièces minimum
Pao Indien: 1000ar / pièce 5pièces minimum
Pomme frite: 1500ar
Wrap nature: 6000ar
Crêpe farcies + sauce 4000ar
Humburger+frites: 5000ar
Crêpe panné: 6000ar
Sandwich+frites: 8000ar
Pizza Pm: 16000ar
Pizza Gm:22000ar
🍖 VIANDES 🍖
Steak frites/salade 8000ar
Côte de porc+ frites/salades: 8000ar
🍗🍖GRILLADES
Poulet grillé: 2000/2500ar
🍰🍮 SUCRÉ 🍩🍰
Salade de fruits: 3000ar
Crêpe sucré 4000ar
Cake au citron/choco/vanille: 5000ar / 10.000ar
🍛 VARY SY LAOKA HO AN'NY ANIO 🍛 Ravitoto & henakisoa & rougaille 4000ar
⏩⏩Manao Service traiteur sy cantine ihany koa izahay ho anareo orinasa sy fianakaviana sy ny sisa🍴