Lyh Miantsena

Lyh Miantsena Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lyh Miantsena, Andrefan'ny GARA, Antsirabe.

🌺Zara soa🌺
☑️Vente en ligne
☑️Decorateur événementiel
☑️ Organisateur événementiel
☑️ Service traiteur


☎️038 17 042 20
☎️033 64 988 20 ( whatsapp)

Manasa anao hanaraka ny page fa hifampizara isika, misy fizarana ho any mpanaraka foana ato😘

Mariage , Anniversaire, Confirmation.... ??? Aza misalasala miditra message privé fa matihanina amin'izany izahay , Aza ...
20/07/2026

Mariage , Anniversaire, Confirmation.... ???
Aza misalasala miditra message privé fa matihanina amin'izany izahay ,
Aza matahotra fa tsisy hoe lafo prix be 😂😂😂

🚨🚨🚨 MAFY ITY RY ZAREO AAA 😭😭😭💔💔💔‼️ Ankizy hita faty eny akaikin'ny Parc TsimbazazaEfa tsy misy voamaso sy lela intsony s...
16/07/2026

🚨🚨🚨 MAFY ITY RY ZAREO AAA 😭😭😭💔💔💔‼️
Ankizy hita faty eny akaikin'ny Parc Tsimbazaza
Efa tsy misy voamaso sy lela intsony sady efa nodorana 🤔😱😥😥💔😭
(Sary indrana)

15/07/2026

(❤️) : Raha maka Angleterre ianao
(👍🏼) : Raha maka Argentine

HO HITANTSIKA IZAY BE MPANOHANA 😁

Mbola tsa nisy tao anatin’ny 60 taona 😂Mpangalatra iray navita nanao coucou ny caméra 😂
15/07/2026

Mbola tsa nisy tao anatin’ny 60 taona 😂
Mpangalatra iray navita nanao coucou ny caméra 😂

🥺⚽   RESY, TOVOLAHY KELY MPANKAFY NITOMANY TAORIAN'NY PENALTY NATAON'I  📍 Nampalahelo ny maro ny nahita ity tovolahy kel...
15/07/2026

🥺⚽ RESY, TOVOLAHY KELY MPANKAFY NITOMANY TAORIAN'NY PENALTY NATAON'I

📍 Nampalahelo ny maro ny nahita ity tovolahy kely mpankafy ity nitomany mafy rehefa nahazo i , izay niafara tamin'ny baolina nandritra ny amin'ny .

💙 Ny baolina kitra dia mitondra hafaliana, nefa indraindray koa mampitomany. Maneho ny fitiavany ny ekipany sy ny fihetseham-pony ity zaza ity, izay nahasarika ny sain'ireo mpankafy maro teny an-kianja sy tamin'ny tambajotra sosialy.

❤️ Izany no hakanton'ny fanatanjahantena: fandresena sy faharesena dia mandalo, fa ny fitiavana ny ekipa tiana kosa mitoetra.

👉 Fa iza no tena mafibe Angleterre sa i Argentine ? ? Asehoy ao @ commentaire ny fahaizanao manao pronostic ! !

Tsy nisy nanampo an'ilay teo isika , Espagne🇪🇸2-0🇫🇷France. Nisy ranamana iray nahita ihany fa tsy nanaraka condition. Ra...
14/07/2026

Tsy nisy nanampo an'ilay teo isika ,
Espagne🇪🇸2-0🇫🇷France.
Nisy ranamana iray nahita ihany fa tsy nanaraka condition.
Rahampitso indray 😘😊

👉 CRÉDIT 1000 AR 🔥🔥Le premier qui répond correctement  les 3 quizz gagne un cadeau 🎁 Crédit 1000 Ar🇫🇷 QUIZ 14 JUILLET - ...
14/07/2026

👉 CRÉDIT 1000 AR 🔥🔥
Le premier qui répond correctement les 3 quizz gagne un cadeau 🎁 Crédit 1000 Ar

🇫🇷 QUIZ 14 JUILLET - NIVEAU EXPERT 🇫🇷
C’est la fête nationale française aujourd’hui ! Qu’est-ce que vous ne savez pas ?
QUIZ 1 : HISTOIRE DURE
🇫🇷 POURQUOI LE 14 JUILLET ? 🇫🇷
Question :
Le 14 Juillet est férié en France pour 2 raisons. La 1ère : 1789. La 2ème ?
A: 1880 : il devient fête nationale officielle
B: 1945 : fin de la guerre
C: 1900 : début du 20e siècle
D: Il l’a toujours été

QUIZ 2 : GÉO & CULTURE
Question :
Quelle région française n’a PAS de frontière avec une autre région ?
A: Bretagne
B: Corse
C: Pays de la Loire
D: Normand

QUIZ 3 : SYMBOLES
Question :
Que représentent les 3 couleurs du drapeau FRANÇAIS (version 1794) ?
A: Liberté - Égalité - Fraternité
B: Bleu du peuple, Blanc du roi, Rouge de Paris
C: Ciel - Foi - Sang
D: Paris - Nation - Monarchie

👉 RÉPONDS VITE 👇
Le plus rapide gagne 🎁

90 % Vont-ils échouées ? ?? ? 😂😂😂😂📣📣🥲

🌳 LE SAVIEZ-VOUS ? LE GÉANT DE MADAGASCAR 🌳NY BAOBAB NA "RENIALA"👑 Mpanjakan’ny ala eto Madagasikara3 ZAVA-MAHAGAGA MOMB...
14/07/2026

🌳 LE SAVIEZ-VOUS ? LE GÉANT DE MADAGASCAR 🌳

NY BAOBAB NA "RENIALA"
👑 Mpanjakan’ny ala eto Madagasikara

3 ZAVA-MAHAGAGA MOMBA NY BAOBAB :

1. TENA LAVA-BE
Mety hahatratra 1200 TAONA izy. Midika izany fa efa nijoro izy hatramin’ny fotoan’ny razambentsika fahiny.

2. VATA-DRANO VELONA
Afaka mitahiry rano hatramin'ny 120 000 LITATRA ao anaty vatany. Toy ny tanky rano goavana izy noho izany!

3. SAKAFO SY FANAFODY
Ny raviny dia atao "anana baobab" ary ny voany dia manana Vitamina C 6 HENY mihoatra noho ny voasary.

NY BAOBAB dia tsy hazo fotsiny. Izy dia porofon'ny faharetana, fahaiza-miaina ary harena ho an'i Madagasikara.

Arovy ny zavaboary ✨


```
Araho hatrany ny pejy.

Address

Andrefan'ny GARA
Antsirabe

Opening Hours

Monday 10:00 - 21:00
Tuesday 10:00 - 21:00
Wednesday 10:00 - 21:00
Thursday 10:00 - 21:00
Friday 10:00 - 21:00
Saturday 10:00 - 21:00
Sunday 14:00 - 21:00

Telephone

+261385175852

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lyh Miantsena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share