Farm'in Bira

Farm'in Bira Tia fiompiana sy fambolena

Salama e,Indreto ry zareo misy vokatra vaovao tsara be.Ho anareo mpankafy akoho ornement izy ito😁Akoho brahma lahy🐓 efa ...
15/06/2026

Salama e,

Indreto ry zareo misy vokatra vaovao tsara be.
Ho anareo mpankafy akoho ornement izy ito😁

Akoho brahma lahy🐓 efa ngeza sy afak manaraka tsara ihany koa.

Salama e👋Efa miezaka miverina tsikelikely izahay eto Farm'in Bira an. Dia misy tolotra vaovao be omenay anareo ireto😁Ho ...
20/05/2026

Salama e👋

Efa miezaka miverina tsikelikely izahay eto Farm'in Bira an.
Dia misy tolotra vaovao be omenay anareo ireto😁
Ho an'ireo mpankafy akoho ornement aloha izy ity 😌
- Manana braekel couple amidy izahay, efa manatody tsara 😊
- Ary efa disponible ny atody silkie 😅

Aza misalasala ary miantso na mandefa hafatra miafina.


Salama e, Elaela e? Eny somary nihato kely ny fandefasanay zava baovao teto @ pejy nohon'ny antony manokana. Miezaka miv...
13/05/2026

Salama e,
Elaela e? Eny somary nihato kely ny fandefasanay zava baovao teto @ pejy nohon'ny antony manokana.

Miezaka miverina tsikelikey ihany izahay nefa.
Inona moa no tena vokatra nahafataranao anay?

- Zareo: Ary tao tsy hitahita hoa ry zareo ao 'in bira fa nankaiza e🤔-Izahay eo am-pitadiavana hevitra sy vokatra vaovao...
18/03/2026

- Zareo: Ary tao tsy hitahita hoa ry zareo ao 'in bira fa nankaiza e🤔

-Izahay eo am-pitadiavana hevitra sy vokatra vaovao😂:

Salama e,Ireto indray ny andiany voritsoloza ato  a. Aza misalasala ary fa efa vitsy sisa no disponible.
23/02/2026

Salama e,
Ireto indray ny andiany voritsoloza ato a.
Aza misalasala ary fa efa vitsy sisa no disponible.

Salama e, Efa misy indray ny andiana voritsoloza koa aza misalasala miditra hafatra miafina na miantso avy hatrany raha ...
16/02/2026

Salama e,
Efa misy indray ny andiana voritsoloza koa aza misalasala miditra hafatra miafina na miantso avy hatrany raha te haka zanaka voritsoloza an 😁🦃

✅lafo daholo

Salama e,
Mbola misy tsy nahazo voritsoloza ve isika? Vonjivonjeo fa efa kely sisa a.
Tongava aingana ao@hafatra miafina na tonga dia miantso raha haka😉🦃


Salama e,  Efa misy atody akanga disponible indray ato ho anareo izay mila a. Aza tara ary e☺️🥚
10/02/2026

Salama e,

Efa misy atody akanga disponible indray ato ho anareo izay mila a. Aza tara ary e☺️🥚

Salama e, Hiresaka momban'itony caille na papelika itony indray isika androany 🪶.Misy isan-karazany ny papelika:- caille...
20/01/2026

Salama e,

Hiresaka momban'itony caille na papelika itony indray isika androany 🪶.
Misy isan-karazany ny papelika:
- caille de blés na sauvage hoy isika
- caille de Japon: ilay ompiana.
Afaka atao hena izy, ny atodiny afaka hoanina manta na masaka🥚
Raha ny fijery azy dia kely, fa ny nofony ngeza sady mafilotra😋.

Ho anareo izay liana ary, misy zanaka papelika vitsivitsy ato , koa aza misalasala manjifa☺️

Salama e,Androany indray isika dia hiresaka akoho misy ato  ☺️Akoho Brahma🐓Mety mbola betsaka ianareo no tsy mahalala az...
16/01/2026

Salama e,

Androany indray isika dia hiresaka akoho misy ato ☺️

Akoho Brahma🐓
Mety mbola betsaka ianareo no tsy mahalala azy ito. Sokajiana ho akoho "ornement" izy, anisan'ny ngeza raha samy akoho, ary ny mampiavaka sy ny ahafatarana azy dia ny volo eo tongony 🪶🪶 ny fijeriny toa masika izany 👿 😅 ...fa mahafinaritra ny mijery azy e 😍

Raha maniry ny iompy an'izy itony ianareo dia manana atody izahay afaka akotrika tsara.


Salama e,Anao resaka kisoa indray isika androany😅. Akoatran'ny akoho dia aza adino fa misy koa ny kisoa ato a.Ito izao d...
09/01/2026

Salama e,

Anao resaka kisoa indray isika androany😅. Akoatran'ny akoho dia aza adino fa misy koa ny kisoa ato a.
Ito izao dia kisoa lahy afaka atao rainy tsara mihintsy, race tsara 😉.

Aza tara ary e, tongava ao miafina na miantso avy hatrany.


Address

Antsirabe Avaratra

Telephone

+261329714716

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Farm'in Bira posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share