05/12/2025
🚨Faran'ny herinandro ehh 🥳😃
☝️Efa afaka manao commande sahady an🌼
Ireto ny tolotra misy azo jifaina ny sabotsy 06 déc izao🤤
🥪Sandwich - 3.000 Ar
🍟Box Churros + Coulis de Fraise + Chocolat + Fruit de saison - 10.000 Ar
🛖 À récupérer à 67ha
ou
🛵 À livrer
Afaka manao commande ao amin'ny MP na miantso ny 038 44 607 97