King’s Kebab

King’s Kebab Meilleurs Kebab de Tana
Meilleurs Brochettes 🍢
Meilleurs Pizza 🍕

100 % HALAL ❤️

📞 038 85 325 51 ☎️

15/06/2026
08/06/2026

Tena samy manana ny mampiasa saina azy ny tsirairay 🥱

Manomboka herinandro vaovao indray isika.

Mandray commande
Manao livraison 🚚

📞 038 85 325 51 ☎️

_ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _

Aiza daholo ianareo mankafy kebab 🥙 Hafa kely indray ity anh.Manao tolotra izahay ato amin’ny King’s Kebab mandritra ity...
26/05/2026

Aiza daholo ianareo mankafy kebab 🥙

Hafa kely indray ity anh.Manao tolotra izahay ato amin’ny King’s Kebab mandritra ity herinandro ity

Mandray commande
Manao livraison 🚚

📞 038 85 325 51 ☎️
_ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _

FETY eee 🗣️ Ho fanomezana fahafa-po antsika rehetra dia atao ity tolotra ity androany ihany Manao livraison 🚚 Mandray co...
25/05/2026

FETY eee 🗣️

Ho fanomezana fahafa-po antsika rehetra dia atao ity tolotra ity androany ihany

Manao livraison 🚚
Mandray commande

📞 038 85 325 51 ☎️

_ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _

Brozeetyyyyy sa Brochette ??? 25 mille ar dia efa voky be 😋 Efa misy jiaby zany anh Mandray commande Manao livraison 🚚 📞...
11/05/2026

Brozeetyyyyy sa Brochette ???

25 mille ar dia efa voky be 😋
Efa misy jiaby zany anh

Mandray commande
Manao livraison 🚚

📞 038 85 325 51 ☎️

_ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _
fans

Salama e 🗣️ Noho ny fangatahanareo maro be dia hatombokantsika ny Livraison 🚚 androany Fa ho anareo izay maniry ny hajif...
08/05/2026

Salama e 🗣️

Noho ny fangatahanareo maro be dia hatombokantsika ny Livraison 🚚 androany

Fa ho anareo izay maniry ny hajifa ety an-toerana , mbola anaty fanamboarana tanteraka isika amin’izao

Ho lazaina eto amin’ny Pejy i King’s Kebab ihany ny Fisokafana Ofisialy ny toerana

Alefaaaa ‼️‼️

Mandray commande
Manao livraison 🚚

📞 038 85 325 51 ☎️

_ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _

Salama e 🗣️ Hisy fandaminana sy fanamboarana Goavana isika ka noho izany mikantona ny King’s Kebab ary mijanona aloha ny...
30/04/2026

Salama e 🗣️

Hisy fandaminana sy fanamboarana Goavana isika ka noho izany mikantona ny King’s Kebab ary mijanona aloha ny Livraison 🚚

Hiverina TSY HO ELA miaraka amin’ireo surprise maro be ❤️

Mankasitraka anareo rehetra

📞 038 85 325 51 ☎️

_ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _

22/04/2026

Sendra nandalo teo amin’ny Stands nisy ny King’s Kebab i Kiady dia nasainay nanandrana kebab 🥙

Indro ary ny hapahany amin’ny VLOG izay nataony

Ety Antanimena ambany no misy anay amin’ny andavanandro,akaikin’ny Arrêt Bus Bassin.Ampitan’ny SMMEC.Misokatra manomboka amin’ny 09 ora maraina hatramin’ny 07 ora hariva

Tongava maro tompoko fa vonona ny handray anareo izahay

Mandray commande
Manao livraison 🚚

📞 038 85 325 51 ☎️

_ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _

18/04/2026

LaTabatra Food Festival 🗣️

King’s Kebab en Pause , on est en rupture de STOCK

ON REVIENS À 16h 👊

Address

Arrêt Bus Bassin Durant Gilbert Ankazomanga,en Face Du SMMEC.Anelanelan’ny Total Antanimena Ambany Sy Ny Jovenna Antohamandinika
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when King’s Kebab posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category