12/02/2026
🔥 VAOVAO ETO TSIHADANA! 🔥
Te hihinana pizza mafana sy matsiro ve ianao? 🍕
Sa te hisotro bubble tea mamy sy mangatsiaka? 🧋
👉 Tongava aty aminay!
📍 NeroPizza – Tsihadana
Toerana vaovao hiarahana amin’ny namana sy fianakaviana.
✨ Pizza matsiro be
✨ Bubble tea amin’ny tsiro maro
✨ Toerana milamina sy mahafinaritra
✨ Vidiny mora sy takatry ny rehetra
Andramo dia ho tia ianao 😋
📅 Misokatra isan’andro
📍 Tsihadana