Soupe Namana

Soupe Namana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Soupe Namana, Chinese restaurant, IPB 1ter Bemasoandro Itaosy, Antananarivo.

Ankoatra ny soupe sy mine sao izay efa nahafataranareo anay , de mbola misy nem ngeza be, poulet frite,sns .., ary misy ...
19/11/2025

Ankoatra ny soupe sy mine sao izay efa nahafataranareo anay , de mbola misy nem ngeza be, poulet frite,sns .., ary misy sakafo vaovao izay ho hitanareo ao,tongava daholo tompoko

Aiza kosa dia  atao sakafo maso fotsiny e!❤Ndao hanandrana NY sakafo tsara nefa mirary ny prix ato@ SOUPE NAMANA eo ampi...
12/11/2025

Aiza kosa dia atao sakafo maso fotsiny e!❤
Ndao hanandrana NY sakafo tsara nefa mirary ny prix ato@ SOUPE NAMANA eo ampitan'ny arrêt bus GENDARME itaosy bemasoandro Lundi au samedi :11h à 19h 30mntel:0334047284
Tongava daholo tompoko

01/11/2025

Salama daholo o!
Ho antsika client rehetra NY SOUPE NAMANA dia efa nifindra eto Bemasoandro Itaosy en ampitan' ny arrêt bus GENDARME itaosy
Misaotra tompoko!

Address

IPB 1ter Bemasoandro Itaosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soupe Namana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share