Magen Food

Magen Food 🍝🍔 « Le plaisir commence ici » 🍗 🍟

📞 034 82 023 20
📞 037 98 556 39


✅ NIF/ STAT

🥰 StarVan Mankasitraka foana amin’ny fiarahamiasa sy ny fahatokisana anay 🙏👉Aza misalasa mandefa commande fa vonona izah...
13/10/2026

🥰 StarVan Mankasitraka foana amin’ny fiarahamiasa sy ny fahatokisana anay 🙏

👉Aza misalasa mandefa commande fa vonona izahay anatitra sakafo mafilotra ho anareo 😋👌

Manao livraison izahay lundi- samedi, manombola amin’ny 10 ora maraina hatramin’ny 6 ora hariva.🏍️



𝕺𝖑𝖔 𝓶𝓪𝔃𝓪𝓿𝓪 🔥Mada Family Gang ny vahinintsika @ Alahady 18h Dream'in. Famerenana Jeudi 10h / vendredi 23h30.
Sodiama Madagascar ❤️
Makiplast ♻️🚮
ACEP Madagascar Fahombiazana azo tsapahin-tanana. 🤗
Magen Food 🍟🍔 ilay sakafo matsiro be, Andramo anie! manao livraison zareo.
Ain'Na DEKOR kopy Gasy Mamy kely😍
W-King Madagascar 🎶🎤

08/10/2026

🔥Ndao anao vendredi magnifique miaraka amin’ireo sakafo mafilotra be ato amin’ny Magen Food ireto 😋

👉Alefaso dien’ izao ary ny commande-nao fa vonona izahay anatitra ny sakafonao 🥰🏍️

MP na miantso 📞 0348202320/ 0379855639

1 Plat acheté = 1 jus offert🥤



😋Afaka misafidy ianareo rehefa manao commande sakafo ato amin’ny Magen Food na jus gazeux (coca/ fanta) na jus naturel n...
07/10/2026

😋Afaka misafidy ianareo rehefa manao commande sakafo ato amin’ny Magen Food na jus gazeux (coca/ fanta) na jus naturel no ampiarahana amin’ny sakafonareo 👌❤️

👉Efa mandray commande ho an’ny livraison rahampitso izahay fa alefaso dien’izao ary ny commande nao 😍

🎁1 plat acheté = 1 jus offert 🍹

🍜 Mine Sao GM — Le best-seller❤️❤️🔥

Alefaso MP ny commande nao na miantso 📞0348202320/ 0379855639



📢 Chers clients,Magen Food prend une petite pause demain 😊🚫 Pas de livraison demain mercredi 07 octobre 2026.Mais pas d’...
06/10/2026

📢 Chers clients,

Magen Food prend une petite pause demain 😊
🚫 Pas de livraison demain mercredi 07 octobre 2026.

Mais pas d’inquiétude ! 🍔✨
🔥 Nous revenons dès jeudi pour vous régaler avec vos plats préférés😍

Merci pour votre compréhension et votre fidélité 🙏❤️

À jeudi chez Magen Food 🙏

05/10/2026

✨Nouvelle semaine, nouvelle envie !🍜

🔥Notre Mine Sao GM est prêt à vous régaler 😋

👉Sakafo anisany tinareo indrindra ato amin’ny Magen Food ny Mine-sao ❤️ Mankasitraka foana amin’ny fahatokisana 🙏

Alefaso MP ny commande na miantso ny laharana 📞0348202320/ 0379855639

👇🏾Mba lazao anay anaty commentaire ny sakafo tena ankafizinao ato aminay?😍



🥰Efa tonga any amin’ny KOLO TVFM Ofisialy ihany koa anie ilay sakafo mafilotra be ato amin’ny Magen Food e 😍❤️Enao sisa ...
02/10/2026

🥰Efa tonga any amin’ny KOLO TVFM Ofisialy ihany koa anie ilay sakafo mafilotra be ato amin’ny Magen Food e 😍❤️

Enao sisa no tsy mihinana eo fa alefaso haingana ny commande nao😋

Manao livraison izahay rahampitso 10h-18h fa alefaso MP ny commande nao na miantso ny laharana 📞 0348202320/ 0379855639



🔥😊🤩 𝗠𝗶𝗳𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼. Inona ny fialam-boly fanaonareo rehefa faran'ny herinandro toy izao? Aza mandeha lavitra intsony àry fa vitaintsika miaraka amin'ny fianakaviana ao an-tokantrano eto amin'ny ny "𝗩𝗲𝗻𝗱𝗿𝗲𝗱𝗶 𝗺𝗮𝗴𝗻𝗶𝗳𝗶𝗾𝘂𝗲".

💪🏻😉 Zana-pandaharana maro no efa nomaninay ho anareo mba hampisinda ny hareraham-batana sy ny harerahan-tsaina nandritra iny herinandro nodiavina iny. 🥰

👋💖 Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra sy feno fahombiazana ho antsika rehetra!!! 🤗

.......................
🚀 Zarao ary araho hatrany ny pejintsika.

🤔Tsy te ivoaka ny trano nefa te ihinana sakafo mafilotra be. 😋Magen Food vonona anatitra ny sakafo any aminao👌👉Alefaso d...
02/10/2026

🤔Tsy te ivoaka ny trano nefa te ihinana sakafo mafilotra be. 😋

Magen Food vonona anatitra ny sakafo any aminao👌

👉Alefaso dien’izao ary ny commande nao fa mbola mandray commande ho an’ny livraison androany izahay.

Mp ou 📞 0348202320/ 0379855639




🥰Iza ary ity sipakely mahay mandihy be ity raha fantatrareo ô? 😍👇🏾👉Mety tsara ho an’ny fianakaviana anie ity assiette XX...
02/10/2026

🥰Iza ary ity sipakely mahay mandihy be ity raha fantatrareo ô? 😍👇🏾

👉Mety tsara ho an’ny fianakaviana anie ity assiette XXL ato amiMagen Food Food ity e 😋
👌Mety tsara na atao goûter na atao sakafo mihintsy aza 🍝🍔🍗🍟🥤

Alefaso ary ny commande nao fa mbola mandray commande ho an’ny livraison androany izahay✅

Mp na miantso ny laharana 📞 0348202320/Laureanah Mitiaureanah Mitia Merci beaucoup tamin’ny fahatokisana anay ❤️??



# Sakafomafilotra
# Goûter

😋Efa nihinana ilay sakafo mafilotra be tato amin’ny Magen Food ve ianao? 🥰👉Alefaso haingana ny commande fa izay nihinana...
30/09/2026

😋Efa nihinana ilay sakafo mafilotra be tato amin’ny Magen Food ve ianao? 🥰

👉Alefaso haingana ny commande fa izay nihinana anie ka afam-po daholo e 😍❤️

Mandray commande ho an’ny livraison androany izahay fa alefaso MP ny commande nao na mihantso ny laharana 📞 0348202320/ 0379855639

🙏Mankasitraka anareo clients foana izahay amin’ny retour mamy kely ❤️❤️ sy ny fahatokisana anay.🙏



# Sakafomafilotra

🎁 GIVE AWAY 🍝🔥Ndao atomboka amin’ny lalao sy fanomezana ho anareo abonnés indray ity herinandro vaovao ity 😍Tsotra kely ...
27/09/2026

🎁 GIVE AWAY 🍝

🔥Ndao atomboka amin’ny lalao sy fanomezana ho anareo abonnés indray ity herinandro vaovao ity 😍

Tsotra kely ny fandraisana anjara:

✅Abonné-o ny page Magen Food
✅ partageo anaty groupe na mode public ity publication ity
✅identifier-o anaty commentaire ny namanao 5 i-abonné ny page

⛔️Aza adino mandefa ilay capture ny partage sy ny maha abonné ny page anao anaty commentaire

👉Rehefa feno 6K ny followers ny page dia mahazo Mine-sao GM iray izay tsara vintana 🍝🍗

Bonne chance daholo ary ô🍀



Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Magen Food posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share