05/09/2026
Finaritra daholo oh 🙂
Manasa antsika rehetra hanohana ny Association Enfants Antananarivo izay manao vente-exposition (isan-karazany) rahampitso Dimanche 6 Septembre 2026.
Toerana : Gare de Soarano
Ho hitantsika ao ihany koa ny vokatra Mie Confiture sy ny vita malagasy maro 🇲🇬