SUPER PIZZA

SUPER PIZZA pizzeria

Mandray commande gâteau foana izahay an.🍰Mankasitraka ireo mpanjifa tsy mahafoy.🙏
13/03/2025

Mandray commande gâteau foana izahay an.🍰
Mankasitraka ireo mpanjifa tsy mahafoy.🙏

Miarahaba e.efa mandray commande gâteau ho an'ny fetin'ny reny izahay a.ireto misy modely azo tanterahina.alefaso ary ny...
16/05/2024

Miarahaba e.efa mandray commande gâteau ho an'ny fetin'ny reny izahay a.ireto misy modely azo tanterahina.alefaso ary ny commande e.aza tara.Mp avy hatrany na miantso 034 39 534 69

Mbola manankery ity tolotra ity anio noho ny fitiavanay anareo mpanjifa 😍😍
17/02/2024

Mbola manankery ity tolotra ity anio noho ny fitiavanay anareo mpanjifa 😍😍

Passez votre commande en Mp ou 034 39 534 69

Passez votre commande en Mp ou 034 39 534 69
14/02/2024

Passez votre commande en Mp ou 034 39 534 69

Eoh happy Valentine's day les pizza lovers .Offre spéciale Saint Valentin ato amin'ny SUPER PIZZA Ambatobe ka izay mivid...
13/02/2024

Eoh happy Valentine's day les pizza lovers .
Offre spéciale Saint Valentin ato amin'ny SUPER PIZZA Ambatobe ka izay mividy PIZZA 2 Dia mahazo PIZZA 1 fanitelony.
Alefaso dieny izao ary ny commande e.
Manao livraison izahay an manomboka amin'ny 10ora maraina hatramin'ny 6ora hariva.
034 39 534 69

Mandray commande hatrany034 39 534 69Na miditra MPNa manantona mivantana SUPER PIZZA Ambatobe
23/01/2024

Mandray commande hatrany
034 39 534 69
Na miditra MP
Na manantona mivantana SUPER PIZZA Ambatobe

Mankasitraka antsika mpanjifa foana.Mandray commande gâteau hatrany izahay fa mba 3andro mialoha foana no alefa ny comma...
23/01/2024

Mankasitraka antsika mpanjifa foana.
Mandray commande gâteau hatrany izahay fa mba 3andro mialoha foana no alefa ny commande azafady tompoko.
Gâteau personnalisé
Gâteau marié
Gâteau d'anniversaire
Gâteau ho an'ny événements rehetra e.
Tongava Ary mivantana ato amin'ny SUPER PIZZA Ambatobe na miditra MP.
034 39 534 69

Nahatratra ny farany daholo oh. Misokatra izahay anio an. Afaka manao livraison ihany koaAlefaso dieny izao ary ny comma...
31/12/2023

Nahatratra ny farany daholo oh.
Misokatra izahay anio an.
Afaka manao livraison ihany koa
Alefaso dieny izao ary ny commande nao.
PIZZA🍕
TACOS
SOUPE🍲
Mine Sao
Jus
SUPER PIZZA Ambatobe
034 39 534 69

Mirary fety mahafinaritra be.

Mankasitraka anareo foana manjifa ny mofomamy 😍 ireto indray izao gâteaux aux fruits daholo .vokatra koa mo izao ny voan...
07/12/2023

Mankasitraka anareo foana manjifa ny mofomamy 😍 ireto indray izao gâteaux aux fruits daholo .vokatra koa mo izao ny voankazo ka maro ianareo no misafidy azy.
Mandray commande hatrany.
Mp na miantso 034 39 534 69

Miarahaba antsika e. Mitohy hatrany ny fandraisana commande Fumé Laqué an. *TSa TSiou 55 000Ar/kg*Echine fumé laqué 55 0...
17/10/2023

Miarahaba antsika e.

Mitohy hatrany ny fandraisana commande Fumé Laqué an.

*TSa TSiou 55 000Ar/kg
*Echine fumé laqué 55 000Ar/kg
*Poitrine fumé 55 000Ar/kg
*Poulet entier fumé laqué 40 000Ar
*Ailes de poulet laqué 40 000Ar/10 pièces
*Pistolet laqué 45 000Ar/6 pièces

Commande 2 andro mialoha MP na miantso 034 39 534 69

Manao livraison.

Miarahaba antsika e. Zava baovao indray ato amin'ny SUPER PIZZA Efa mandray commande Fumé Laqué izahay. *TSa TSiou 55 00...
05/10/2023

Miarahaba antsika e.
Zava baovao indray ato amin'ny SUPER PIZZA

Efa mandray commande Fumé Laqué izahay.

*TSa TSiou 55 000Ar/kg
*Echine fumé laqué 55 000Ar/kg
*Poitrine fumé 55 000Ar/kg
*Poulet entier fumé laqué 40 000Ar
*Ailes de poulet laqué 40 000Ar/10 pièces
*Pistolet laqué 45 000Ar/6 pièces

Commande 2 andro mialoha.

Manao livraison.

034 39 534 69

Address

Ambatobe
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 10:00 - 20:00
Tuesday 10:00 - 20:00
Wednesday 10:00 - 20:00
Thursday 10:00 - 20:00
Friday 10:00 - 20:00
Saturday 10:00 - 20:00

Telephone

+261343953469

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SUPER PIZZA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share