Trait d'union

Trait d'union Restaurant-Cabaret-Convivialitรฉ
๐Ÿ“๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ตLa Roche,sur Yon france
Instagram :le.trait_d.union

31/07/2026
23/07/2026
24/04/2026
23/04/2026
23/04/2026

โ€ผ๏ธTsy takona afenina fa navoakanโ€™ny Africa Intelligence ny anaranโ€™ireo 11 taminโ€™ireo 13 voarohirohy, taminโ€™ny fikasana hifofo ny ainโ€™ny Filoha Michaรซl Randrianirina :

Jeneraly ๐‰๐ž๐š๐ง-๐€๐ฅ๐Ÿ๐ซ๐ž๐ ๐‘๐š๐ค๐จ๐ญ๐จ๐ฆ๐š๐ซ๐จ๐ง๐ข๐ซ๐ข๐ง๐š, tale jeneraly mpisolotoerana teo aloha, teo anivonโ€™ny FSM, ny mpisolovava ๐†๐ฎ๐ฒ ๐‹๐ข๐ง๐œ๐จ๐ฅ๐ง ๐€๐ง๐๐ซ๐ข๐š๐ฆ๐š๐ฅ๐š๐ฅ๐š, Benโ€™ny tร nanโ€™Alasora teo aloha, ๐Œ๐š๐ซ๐œ ๐€๐ซ๐ฌ๐จ๐ง ๐‘๐š๐ฆ๐ข๐š๐ซ๐ข๐ง๐ฃ๐š๐ญ๐จ๐ฏ๐จ.

Voasambotra niaraka i ๐‚๐ฅ๐š๐ฎ๐๐ข๐š ๐‘๐š๐›๐ž๐ญ๐ฌ๐ข๐ฏ๐จ๐ก, Filoha vaovaonโ€™ny Fivmpama sy mpitantana orinasa tsy miankina ary voafidy ho Femme CEO 2026 sy ๐’๐จ๐ฅ๐จ๐ญ๐ข๐š๐ง๐š ๐‘๐š๐ฆ๐›๐จ๐š๐ง๐ข๐š๐ข๐ง๐š, chirurgien orthopรฉdiste any Frantsa, tao anatinโ€™ny fahatongavany teto Madagasikara.

Ny profesora ๐‰๐ž๐š๐ง ๐‘๐š๐ฏ๐ž๐ฅ๐จ๐ฌ๐จ๐ง.

๐Œ๐จ๐ง๐ข๐ช๐ฎ๐ž ๐‘๐š๐ค๐จ๐ญ๐จ๐ฆ๐š๐ฅ๐š๐ฅ๐š, assistante parlementaire.

๐‰๐จ๐ฌ๐žฬ ๐€๐ง๐๐ซ๐ข๐š๐ฆ๐ข๐ก๐š๐ซ๐ข๐ฌ๐จ๐š, ๐๐š๐ญ๐ซ๐ข๐œ๐ค ๐‘๐จ๐ฅ๐ฅ๐š๐ง๐๐จ ๐‘๐š๐ค๐จ๐ญ๐จ๐š๐ซ๐ข๐ฆ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐‰๐จ๐œ๐ž๐ฅ๐ฒ๐ง ๐‘๐š๐›๐ž๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐จ๐š๐ง๐š samy akaiky ny loholona teo aloha Sylvain Rabetsaroana izay efa voasambotra ihany koa.

๐Œ๐š๐ซ๐œ ๐‘๐จ๐ฅ๐ฅ๐š๐ง๐ ๐‘๐š๐Ÿ๐ข๐๐ข๐ฌ๐จ๐ง, mpampianatra kung-fu no sady efa mpiambina ihany koa ary rahalahin'ny ๐‰๐ž๐ง๐ž๐ซ๐š๐ฅ๐ฒ ๐๐ž๐ซ๐ง๐š๐ซ๐๐ข๐ง ๐‘๐š๐Ÿ๐ข๐๐ข๐ฌ๐จ๐ง, izay efa nosamborina ihany koa.

Ankoatra ireo dia namafisinโ€™ny Africa Intelligence ny fisianโ€™ireo telo mianadahy avy aminโ€™ny GenZ, nosamborina ihany koa noho ny fanohitohinana ny filaminanโ€™ny Fanjakana.

Mbola tsy nisy nandalo fitsarana ireo olona voarohirohy rehetra ireo ka andrasana ato anatinโ€™ny 18 volana ny fotoam-pitsarana azy ireo.

23/03/2026

4 arivo miliara ariary latsaka kely ny vola nakepok'i Andry Rajoelina sy ny forongony hoy ny tatitry ny Cour des Comptes.

Ireto avy no azo nampiasana izany vola izany hoy i ChatGPT raha toa ka tsy nahodin'ny Foza :

๐Ÿ‘‰ Fanatsarana ny fiainam-bahoaka :

๐Ÿซ Fanamboarana na fananganana sekoly fanabeazana fototra miisa 2000 (150 tapitrisa Ar isaky ny sekoly โ†’ 300 miliara)
๐Ÿ“š Fanavaozana na fanitarana kolejy miisa 500 (500 tapitrisa Ar โ†’ 250 miliara)
๐ŸŽ“ Fanarenana + fananganana lisea miisa 200 (1,5 miliara Ar โ†’ 300 miliara)
๐Ÿฅ Fanavaozana sy fampitaovana hopitaly miisa 100 (3 miliara Ar โ†’ 300 miliara)
๐Ÿš“ Toby vaovao ho an'ny mpitandron'ny filaminana (zandary sy pilisy ary miaramila) miisa 150 (2 miliara Ar โ†’ 300 miliara)

๐Ÿ‘‰ Fotodrafitrasa lehibe :
โšก Fampitomboana ny famokarana herinaratra manerana ny nosy โ†’ 500 miliara
๐Ÿ’ง Rano fisotro madio ho anโ€™ny vahoaka rehetra โ†’ 450 miliara

๐Ÿ‘‰ Fampandrosoana mivantana ny vahoaka :
๐ŸŒพ Fampiroboroboana ny fambolena (vary, fanondrahana, fampitaovana) โ†’ 300 miliara
๐Ÿ„ Fiompiana โ†’ 200 miliara
๐ŸŽฃ Jono sy harena an-dranomasina โ†’ 150 miliara
๐Ÿงต Asa-tanana sy famokarana madinika โ†’ 100 miliara
๐Ÿญ Indostria sy famoronana asa โ†’ 300 miliara
๐Ÿ‘ท Famoronana asa manerana ny faritra 24 โ†’ 150 miliara
๐ŸŒด Fizahantany โ†’ 200 miliara

๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ Fitambaran'ireo rehetra ireo : 4000 miliara Ariary !

Raha tsy nangalarina sy nahodin-dRajoelina sy ireo olom-bitsy manodidina azy ireo vola ireo dia afaka nanova ny fiainanโ€™ny Malagasy an-tapitrisany.

Ireo no fahavalom-pirenena ! Sambory malaky dia asaivo mamerim-bola. Na amidio daholo ny fananany sy ny villas-ny.

Pol'Ethik Mafotaka

21/03/2026

โค๏ธ 6 Idรฉes de repas ร  base de Viande de Boeuf ๐Ÿฅฉโœ…
1๏ธโƒฃร‰mincรฉs de bล“uf, riz, tomate, salade.
2๏ธโƒฃ Entrecรดte, pomme de terre, salade, carotte.
3๏ธโƒฃ Boulette de viande, riz, brocoli et lรฉgumes
4๏ธโƒฃ Steak hachรฉ, panaรฏs, patate douce, brocolis
5๏ธโƒฃ Brochettes, pommes de terre, salade de cruditรฉs.
6๏ธโƒฃ Saucisses, riz, poivrons jaune et vert.

17/03/2026
14/03/2026

Address

Amoronakona
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trait d'union posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share