Saucisse BOM & BUU

Saucisse BOM & BUU ATO NO AHITANAO SAUCISSE OMBY • AKOHO • TRONDRO
MISY CUISSON NATURE • FUMÉE • PANÉE

🚚COMMANDE & LIVRAISON DISPONIBLE
📲034 31 213 14

15/09/2026

Saucisse Poulet Disponible!

WhatsApp : 034 31 213 14
Saucisse BOM & BUU

SAUCISSE NATURE SA FUMÉE SA PANÉE… NY TENA ZAVA-DEHIBE DIA NY TSIRON'ILAY SAUCISSE!SAUCISSE POULET DISPONIBLE ! Misy cui...
14/09/2026

SAUCISSE NATURE SA FUMÉE SA PANÉE… NY TENA ZAVA-DEHIBE DIA NY TSIRON'ILAY SAUCISSE!

SAUCISSE POULET DISPONIBLE !
Misy cuisson telo afaka isafidianana:

- POULET NATURE 4.300 Ar (Sachet 1 = 5 pièces)
- POULET FUMÉE 4.600 Ar (Sachet 1 = 5 pièces)
- POULET PANÉE 6.000 Ar (Sachet 1 = 15 pièces)

⚠️ Récupération possible raha jours j - Mila manao 1 jour mialoha foana - Mandefa amin'ny faritra rehetra!

📍 Toerana ahitana anay.
Ambatolampy, Antehiroka

Iza amin'ilay saucisse no tena tianao ?😋
Soraty ao amin'ny commentaire fotsiny ny safidinao dia alefanay aminao ny détails complet.
WhatsApp : 034 31 213 14
..
Saucisse BOM & BUU

Aza scroll-na aloha… misy saucisse hafa kely ireto! 🔥SAUCISSE POULET! Misy cuisson telo azo isafidianana:- POULET NATURE...
06/09/2026

Aza scroll-na aloha… misy saucisse hafa kely ireto! 🔥

SAUCISSE POULET! Misy cuisson telo azo isafidianana:
- POULET NATURE 4.300 Ar (Sachet 1 = 5 pièces)
- POULET FUMÉE 4.600 Ar (Sachet 1 = 5 pièces)
- POULET PANÉE 6.000 Ar (Sachet 1 = 15 pièces)

⚠️ Récupération possible - Mila manao 1 jour mialoha - Mandefa amin'ny faritra rehetra!

📍 Toerana ahitana anay.
Ambatolampy, Antehiroka

TEAM NATURE sa FUMÉE sa PANÉE IANAO ?
Soraty ao amin'ny commentaire fotsiny ny safidinao dia alefanay aminao ny détails feno.
WhatsApp : 034 31 213 14
..
Saucisse BOM & BUU

TEAM NATURE sa TEAM FUMÉE sa TEAM PANÉE? 👇Raha ianao no misafidy dia iza amin'ireto saucisse ireto no tena tianao ? Misy...
28/08/2026

TEAM NATURE sa TEAM FUMÉE sa TEAM PANÉE? 👇

Raha ianao no misafidy dia iza amin'ireto saucisse ireto no tena tianao ? Misy cuisson maro azo isafidianana:
- POULET NATURE 4.300 Ar (Sachet 1 = 5 pièces)
- POULET FUMÉE 4.600 Ar (Sachet 1 = 5 pièces)
- POULET PANÉE 6.000 Ar (Sachet 1 = 15 pièces)

WhatsApp : 034 31 213 14
NB: Mbola miandry kely ny sy dia ny tsiro ihany aloha no disponible!

📍 Toerana ahitana anay.
Ambatolampy, Antehiroka

⚠️ Récupération possible - Mila manao 1 jour mialoha - Mandefa amin'ny faritra rehetra!

VONONA NY HANANDRANA NY SAUCISSE AVY ATY AMINAY ?
MP isika miresaka dia alaminay ny commande-nao!
WhatsApp : 034 31 213 14
..
Saucisse BOM & BUU

ATAOVY AO AMIN'NY COMMENTAIRE NY SAKAFO AMPIARAHANAO AMIN’ILAY SAUCISSE!Ampio tsiro ny sakafonao miaraka amin'ny Sauciss...
22/08/2026

ATAOVY AO AMIN'NY COMMENTAIRE NY SAKAFO AMPIARAHANAO AMIN’ILAY SAUCISSE!

Ampio tsiro ny sakafonao miaraka amin'ny Saucisse BOM & BUU
- POULET NATURE
4.300 Ar (Sachet 1 = 5 pcs)

- POULET FUMÉE
4.600 Ar (Sachet 1 = 5 pcs)

- POULET PANÉE
6.000 Ar (Sachet 1 = 15 pcs)

📝Ataovy iray (1) andro mialoha ny commande.
Aza miandry ho lany vao hanao commande! Alefaso dieny izao ny hafatrao.

🚚Mandefa manerana an'i Madagasikara.
WhatsApp : 034 31 213 14
Saucisse BOM & BUU Tsiro mahafa-po, vidiny mora!

19/08/2026

ETO IANAO NO AHITA SAUCISSE ISAN-KARAZANY, MIFANARAKA AMIN’IZAY TIANAO.

-NATURE (BŒUF / POULET / POISSON)
4.300 Ar — Sachet 1 = 5 pièces
-FUMÉE (BŒUF / POULET / POISSON)
4.600 Ar — Sachet 1 = 5 pièces
-PANÉE (BŒUF / POULET / POISSON)
6.000 Ar — Sachet 1 = 15 pièces

📝Ataovy iray (1) andro mialoha ny commande.
Aza miandry ho lany vao hanao commande! Alefaso dieny izao ny hafatrao.

🚚Mandefa manerana an'i Madagasikara.
WhatsApp : 034 31 213 14
Saucisse BOM & BUU Tsiro mahafa-po, vidiny mora!

16/08/2026
16/08/2026

Rupture de stock kely indray isika aloha dia ny no disponible ho anareo mpakafy saucisse poulet fa ny poisson sy boeuf miandry kely indray!

Contact : 034 31 213 14

15/08/2026
ANIO DIA EFA MANOMBOKA ILAY FOIRE FERME ANDIANY FAHA 6AO  SAINTE FAMILLE MAHAMASINA.Le 13, 14, 15, 16 AOGOSITRA 2026AMIN...
13/08/2026

ANIO DIA EFA MANOMBOKA ILAY FOIRE FERME ANDIANY FAHA 6
AO SAINTE FAMILLE MAHAMASINA.

Le 13, 14, 15, 16 AOGOSITRA 2026

AMIN'NY 14H INDRAY NY FIZARANA SAUCISSE KA MANASA ANTSIKA REHETRA HO AVY!

Hisy vokatra maro isan-karazany ho hitanao sy ho azonao vidiana ao amin’ity FOIRE FERME ity.

Hisy FANANDRAMANA MAIMAIM-POANA ny:

- Sosisy Poulet
- Sosisy Poisson
- Sosisy Boeuf

Tonga koa izahay hampahafantatra anareo an'ity vokatra vaovao ity
" SAUCISSE TWIST "

Tongava maro, manandrama ary fantaro ny vokatray!

Institution Sainte Famille Mahamasina
ANIO 13 AOGOSITRA DIA EFA MANOMBOKA

Address

Andranomena
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Saucisse BOM & BUU posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category