Made by Honey

Made by Honey Bienvenue dans le monde sucré de Honey ✨ où vos petites ou grandes gourmandises sont préparés avec amour ❤️

À récupérer au commune Alasora ou à livrer!

Team argentine 🇦🇷 sa team Espagne 🇪🇸 ary e 😁
19/07/2026

Team argentine 🇦🇷 sa team Espagne 🇪🇸 ary e 😁

🍓 Fotoana ny fraise izao an, araroty mihitsy.. 🍓😋 À partir ny 6.000 ar ny portion ato aminay dia efa mahazo, sady tsara ...
10/07/2026

🍓 Fotoana ny fraise izao an, araroty mihitsy.. 🍓😋

À partir ny 6.000 ar ny portion ato aminay dia efa mahazo, sady tsara tsiro no tsara endrika amin'izay safidinareo ✨

Aza misalasala mandefa Mp na miantso ny 0344431170 rehefa hanaovana gâteau ho an'ny anniversaire, na fety manokana, na rehefa te ihinana gâteau tsotra izao 🤭

Bon week-end antsika o❤️

Le gâteau parfait pour votre bestie n’exis- Ça existe finalement 🫠🤗bento sexy be ohatrany izao dia efa mety tsara🤭Passez...
04/07/2026

Le gâteau parfait pour votre bestie n’exis-

Ça existe finalement 🫠🤗bento sexy be ohatrany izao dia efa mety tsara🤭

Passez vos commandes en Mp ou contacez nous via le 0344431170

Bonne soirée! ??

Mirary fety sambatra e❤️
26/06/2026

Mirary fety sambatra e❤️

Tratry ny fety ny ray o ❤️🤗 Oroka mamy ho an'ireo dada rehetra ✨Mirary soa anareo izahay ato amin'nyMade by Honey 🙏
21/06/2026

Tratry ny fety ny ray o ❤️🤗

Oroka mamy ho an'ireo dada rehetra ✨
Mirary soa anareo izahay ato amin'nyMade by Honey 🙏

Dear Gentlemen ✨, le gâteau parfait pour vous ! Tiako daholo ny réalisation gâteau nataoko , fa misy ilay mampiteny iren...
19/06/2026

Dear Gentlemen ✨, le gâteau parfait pour vous !

Tiako daholo ny réalisation gâteau nataoko , fa misy ilay mampiteny ireny hoe : " je suis fière de moi ", toy ity modèle iray ity 🤗
Misaotra foana mahatoky ❤️

Mbola mandray commande fête des pères izahay an, androany hariva no farany , afaka mandefa Mp na miantso ny 0344431170 hatrany 😚

~ Dada be fitiavanaJiro nanazava ny fiainakoNiafy dia niafy ianaoNanao izay azonao nataoIsaorako eto ny anaranao ~ hoy B...
15/06/2026

~ Dada be fitiavana
Jiro nanazava ny fiainako
Niafy dia niafy ianao
Nanao izay azonao natao
Isaorako eto ny anaranao ~ hoy Bodo ❤️

Ohatrany ahoana ary ny gâteau ho an'ny super héro antsika voalohany 🤗 ireto misy modèle vitsivitsy fa afaka mandefa ny safidinareo ihany koa ianareo ✨ aza misalasala mandefa Mp anay na miantso ny 0344431170 fa mandray commande hatramin'ny zoma izahay an ✨

Mirary alahady finaritra ho antsika rehetra 🤍🤗Mitohy foana ny fandraisana commande gâteau an, aza misalasala miditra Mp ...
14/06/2026

Mirary alahady finaritra ho antsika rehetra 🤍🤗

Mitohy foana ny fandraisana commande gâteau an, aza misalasala miditra Mp na miantso ny 0344431170.

09/06/2026

✨✨💗✨✨

~ Neny ianao, ilay taratr’hazavanaNanova ny fijerikoNeny ianao, ilay fahazavanaNitaratra ny fiainako ~ hoy Steph Rambi i...
01/06/2026

~ Neny ianao, ilay taratr’hazavana
Nanova ny fijeriko
Neny ianao, ilay fahazavana
Nitaratra ny fiainako ~ hoy Steph Rambi izay💐

Bisous mamy ho an’ireo maman,mamie,futur maman sy ireo maman efa sambatra any ☁️

Mankasitraka be an’ireo nandray anjara gateau fête des mères izahay ato amin’ny Made By Honey 🤗 sady nahafinaritra be ny thème blanc et rouge antsika 🤭❤️

Address

Alasora
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Made by Honey posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category