12/08/2026
👋Hello Hello indray ny pâte feuilletée'lovers 🥰
👉 Efa miverina ny fandraisana commande an 📝
👉 1jour avant hatrany mba ho vaovao foana no pâte tonga any aminareo
👉 15.000Ar foana ny 1kg
Afaka tonga dia miantso amin'ny
👇👇👇
032 18 211 43 na 034 15 603 16
Na mandefa Mp 😊
🚛 Livraison possible eto Tanà