10/04/2026
Salama arivariva Tompoko o😍😍
Ela ela tsy regny ai hoa 😅😅 ato ihany fa manao zavatra tsy mora havako aby e🥴🥴
Ho anareo izay ngoma sakafo ny le CILAOS 😔
Efa mandray commande amizay izahay tompoko
Izay sakafo mety aminao aminy vidiny Mirary❤️🙏🏽
Nohon’izany aza misalasala miantso mandefa commande
☎️ 0324771795
Lieu de récupération : Antanimena skate 🛹 park
Manao livraison koa izahay🙏🏽🩷
Bonne soirée à tous 😍🥰