Fumé et Laqué By Mi

Fumé et Laqué By Mi Laqué et Fumé

01/01/2026

Bonne et heureuse année 2026🎉😘

Merci à tous les participants d'avoir pris part à ce jeu! Votre participation nous à fait très plaisir 🎊Felicitations Ma...
29/12/2025

Merci à tous les participants d'avoir pris part à ce jeu! Votre participation nous à fait très plaisir 🎊
Felicitations Maeva Andrianiaina 🎉🎉

Merci de bien vouloir nous envoyer un message privé svp ☺️

N.B : (Mbola mandray commande hatramin'ny demain avant midi)
_ Tsy misy intsony ny livraison ny 30 sy 31 fa à recup Zaimaika Analakely ny 31 avant 10h30 ☺️
Pour passer vos commandes, merci de nous contacter

Tel: 034 26 704 75

Ho ataotsika milay be ity fety ity miaraka @ ny tsakikatsy milay be ato @ Fumé et Laqué By Mi 😝😋Afaka tonga dia miantso ...
27/12/2025

Ho ataotsika milay be ity fety ity miaraka @ ny tsakikatsy milay be ato @ Fumé et Laqué By Mi 😝😋
Afaka tonga dia miantso na mandefa Hafatra miafina Ianareo rehefa hanao Commande anh!😉!
Aza tara sao tsy mahatratra eo indray😁☺️

Tel: 038 34 216 99

Salama indray amzao Maraina vaovao izao ohh😊Araky ny efa nolazaina tetsy ambany dia ho asiana lalao kely eto  izay azaho...
22/12/2025

Salama indray amzao Maraina vaovao izao ohh😊
Araky ny efa nolazaina tetsy ambany dia ho asiana lalao kely eto izay azahoanao Poulet laqué entier iray ny 31 décembre izao👌😊
Raha te handray anjara aminizany ary ianao dia ireto avy ny fepetra takiana:
_Abonnéo ny pejy "Fumé et Laqué By Mi"😉
_Asiana commentaire hoe "Akoho matsiro kely By Mi" ity publication ity👌
_Partagerna ity publication ity☺️
_Antsoy ny namana i s'abonne sy anao j'aime ny commentaire anareo👍

@ 29 décembre ho avy izao ny faran'ny lalao ka izay commentaire mahazo j'aime betsaka Indrindra no ahazo ny loka😉😋

‼️‼️Mbola mitohy foana ny fandraisana Commande anh👌👌

Tel: 038 34 216 99

Go Go Go☺️

Address

Mahamasina
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fumé et Laqué By Mi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category