Kuroiler Farm ivato

Kuroiler Farm ivato Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kuroiler Farm ivato, Horizon ivato, Antananarivo.

πŸ₯ KUROILER FARM IVATO
WhatsApp0346608551
🌟 Toerana azo itokisana ho an'ny fiompiana Kuroiler

βœ… Poussin sy atody foy kalitao
πŸ“š Fiche technique ary torohevitra maimaim-poana
🀝 Fanaraha-maso sy fanohanana ny mpanjifa

🚚 Livraison araka ny fifanarahana

πŸ”πŸš¨ AKOHO MARARY   sy ny  πŸ‘‰ NDAO RESAHINA ARY !!!! ⚠️ Raha tsy azonao antoka ny aretina na ny fanafody mety aminy, aza ma...
25/09/2026

πŸ”πŸš¨ AKOHO MARARY sy ny
πŸ‘‰ NDAO RESAHINA ARY !!!!

⚠️ Raha tsy azonao antoka ny aretina na ny fanafody mety aminy, aza manao fitsaboana kisendrasendra. Aleo fantarina aloha ny soritr’aretina ary manatona mpitsabo biby raha ilaina

SY NY πŸ˜ͺπŸ˜ͺπŸ˜ͺ

πŸ‘‰ Inona no fomba fikarakarana na fitsaboana fantatrao ?

πŸ’¬ Soraty COMMENTAIRE πŸ‘‡

🀝 Ndao hifanampy sy hifampizara traikefa !

πŸ‘‰ IZAY MILA TORO EVITRA AVY ATY AMINAY KOSA DIA MANDEFASA MP AVY HATRANY πŸ‘ŠπŸ‘ŠπŸ‘ŠπŸ‘Š

Kuroiler Farm Ivato

πŸ”₯ MIFAMPIZARA DIA MIARA-MAHAY πŸ”₯

  3 mois   πŸ‘πŸ‘πŸ‘TSARA NY MIOMPY !!Sakafo : πŸ‘‰ Provende namboarina               πŸ‘‰ BSF πŸ‘
24/09/2026

3 mois πŸ‘πŸ‘πŸ‘
TSARA NY MIOMPY !!

Sakafo : πŸ‘‰ Provende namboarina
πŸ‘‰ BSF πŸ‘

24/09/2026

MANAO LIVRAISON IZAHAY ANπŸ‘πŸ‘πŸ‘

πŸ₯βž‘οΈπŸ” JEREO NY FIVOARAN'NY AKOHO KUROILER!Ny akoho rehetra dia mandalo dingana samihafa hatramin'ny fahakely ka hatramin'...
24/09/2026

πŸ₯βž‘οΈπŸ” JEREO NY FIVOARAN'NY AKOHO KUROILER!

Ny akoho rehetra dia mandalo dingana samihafa hatramin'ny fahakely ka hatramin'ny fahalehibeazany.
Ny zava-dehibe dia:
βœ… Sakafo mifanaraka amin'ny taonany
βœ… Rano madio
βœ… Toerana tsara
βœ… Fikarakarana tsy tapaka

πŸ’ͺ Raha tsara ny fikarakarana dia tsara koa ny vokatra!

MIFAMPIZARA DIA MIARA MAHAY !

πŸ’¬ Efa hatramin'ny firy volana ny akoho Kuroiler ompianao ? πŸ‘‡

πŸ₯πŸ“š TOROHEVITRA HO AN'NY MPITIA FIOMPIANA!Vao manomboka miompy poussin ve ianao? Ireto no zavatra fototra tsy tokony hoha...
23/09/2026

πŸ₯πŸ“š TOROHEVITRA HO AN'NY MPITIA FIOMPIANA!

Vao manomboka miompy poussin ve ianao? Ireto no zavatra fototra tsy tokony hohadinoina:
βœ… Hafanana sahaza
βœ… Rano madio
βœ… Sakafo tsara
βœ… Toerana madio
βœ… Fanaraha-maso isan'andro

⚠️ Tsarovy : Ny fikarakarana tsara amin'ny voalohany dia manampy betsaka amin'ny fitomboan'ny akoho!

πŸ’¬ Efa niompy poussin ve ianao ?
Zarao eto ireo olanao πŸ‘‡πŸ”


23/09/2026
22/09/2026

πŸ”₯ Cette vidΓ©o mΓ©rite vraiment d’Γͺtre regardΓ©e jusqu’à la fin ! πŸ‘€πŸ’ͺ
Elle m’a vraiment motivΓ©, alors j’ai dΓ©cidΓ© de la partager avec vous ❀️πŸ”₯

πŸ₯πŸ”₯ AKOHO KUROILER KELY! πŸ”₯πŸ₯Fantatrao ve fa ny fikarakarana tsara ny poussin hatramin'ny voalohany no iray amin'ireo lakil...
22/09/2026

πŸ₯πŸ”₯ AKOHO KUROILER KELY! πŸ”₯πŸ₯

Fantatrao ve fa ny fikarakarana tsara ny poussin hatramin'ny voalohany no iray amin'ireo lakilen'ny fahombiazana amin'ny fiompiana? πŸ”

Ny hafanana, rano madio, sakafo sahaza ary fahadiovana dia tena zava-dehibe! πŸ’ͺ

πŸ‘‰ Raha liana amin'ny fiompiana Kuroiler ianao dia araho hatrany ny Kuroiler Farm Ivato!

πŸ’¬ Inona no fanontanianao momba ny fiompiana poussin? Soraty eo amin'ny commentaire! πŸ‘‡

19/09/2026

TOY IZAO NY FOMBA FANAONAY REHEFA NISY ARETINA NY TOERAM-PIOMPIANA !

πŸ‘‰ Esorina tanteraka ny zezika , volom-borona, fako ary litiΓ¨re.

πŸ‘‰ Sasana tsara amin'ny rano + dΓ©tergent mba hanesorana ny loto , Avela ho maina.

πŸ‘‰ Mampiasa dΓ©sinfectant mahomby amin'ny virus ( , , sns ...)

⚠️ TANDREMO : tsy mitovy ny concentration sy ny dosage isaky ny produit. Noho izany, aza manao dosage ankapobeny raha tsy fantatra ny anaran'ilay produit sy ny concentration.

πŸ‘‰ Diovy sy dΓ©sinfectez koa ny abreuvoir, mangeoire, kiraro ary ny fitaovana rehetra.

πŸ‘‰ Avela ho maina sy tsy hisy akoho mandritra ny 10 andro

πŸ‘‰ Alohan'ny hampidirana akoho vaovao dia mandoro bozaka Toy izao ary aparitaka mahazo ny rindrina , sy ny toerana rehetra ny afo , tsy atao afo midorehitra be anefa πŸ˜€

πŸ‘‰ 3 Andro aty aoriana vao mampiditra vaovao πŸ”πŸ£πŸ€πŸ‘πŸ‘

πŸ’‘ Ny tena zava-dehibe : tsy ny afo no dingana voalohany fa : Nettoyage β†’ dΓ©sinfection β†’ sΓ©chage β†’ vide sanitaire no tena fototra.

🐀🐣 MIFAMPIZARA DIA MIARA MAHAY πŸ‘

Poussin
19/09/2026

Poussin

Address

Horizon Ivato
Antananarivo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kuroiler Farm ivato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share