Tsotra Kely

Tsotra Kely Modèles de blousons personnalisés et satisfaction client au cœur de notre engagement.🪡🧥

Uniquement sur commande📩
Livraison partout🚴🏻

Salama aby eh 😍Promotion du mois, manomboka androany 01 septembre izao dia promotion indray ny blouson ato aminayAza mis...
01/09/2026

Salama aby eh 😍

Promotion du mois, manomboka androany 01 septembre izao dia promotion indray ny blouson ato aminay

Aza misalasala mihintsy manao commande tompoko na tonga dia antsoy ny laharana 038 60 774 55

Raha mañana modèle ianao tsy maninona mihintsy fa amboarinay mitovy tahaka an'iny




Salama oh 🥰Nisy nangataka dia averina indray ary ity promotion ity eh . Tsy ho lava resaka fa hoan'izay efa nicommande f...
25/08/2026

Salama oh 🥰

Nisy nangataka dia averina indray ary ity promotion ity eh . Tsy ho lava resaka fa hoan'izay efa nicommande foana hatramin'izay dia mahalala tsara ny kalitao ny zava bita ❤️

Tsotra Kely , tongava ao amin'ny hafatra miafina raha anao commande ianao. Sur commande foana ny anay anh 🛒

Na tonga dia antsoy ny laharana 038 60 774 55 na 038 58 403 87

Mankasitraka sahady tompoko




Miarahaba eh 👋🏽Ato indray agnay anh 😃 tsy hoe nanjavona akory fa mbola rempotra kely fotsiny .. somary nakainy kely mihi...
23/08/2026

Miarahaba eh 👋🏽

Ato indray agnay anh 😃 tsy hoe nanjavona akory fa mbola rempotra kely fotsiny .. somary nakainy kely mihintsy aloha ny admin

Fa izany eo ihany fa ataotsika COUP DE CŒUR ❤️ ity modèle iray ity satria ity no tena betsaka nanao commande dia hasiantsika réduction ny prix hoan'izay manao commande amin'ity volana ity .

‼️ -10% NY PRIX PAR TAILLE ‼️

Dia aza misalasala intsony eh .. sao dia taraiky eo indray ianao 😎

Tsotra Kely , alefaso aza ny commande 🛒 ao amin'ny hafatra miafina na tonga dia antsoy ny laharana 038 60 774 55 na 038 58 403 87

Mankasitraka sahady oh 🥰

(Hapetrako ao amin'ny commentaire ny vidiny)



Yeah 🤩Averina kely ity modèle ity satria anisany blouson betsaka nanao commande ity modèle iray ity dia indro ary hatolo...
18/08/2026

Yeah 🤩

Averina kely ity modèle ity satria anisany blouson betsaka nanao commande ity modèle iray ity dia indro ary hatolotray anareo indray eh

Alefaso ny commande 🛒 tongava ao amin'ny hafatra miafina tompoko na tonga dia antsoy ny laharana 038 60 774 55 na 038 58 403 87

Mankasitra sahady oh ❤️



Miarahaba eh ❤️Blouson en cuir pour homme , couleur marron . Sady mihaja kely hoantsika lehilahy somary tia zavatra clas...
16/08/2026

Miarahaba eh ❤️

Blouson en cuir pour homme , couleur marron . Sady mihaja kely hoantsika lehilahy somary tia zavatra class 😁

Tsotra Kely ,tongava manao commande eh 🛒 aza misalasala mihintsy tonga ao amin'ny hafatra miafina na tonga dia antsoy ny laharana 038 60 774 55 na 038 58 403 87

Mankasitraka sahady dia mirary alahady mafinaritra antsika rehetra 🥰




Bonsoir daholo oh 🥰Modèle vaovao ihany no hatolotray anareo eh ❤️Sur commande foana ny anay an 🛒Tsotra Kely , aza misala...
15/08/2026

Bonsoir daholo oh 🥰

Modèle vaovao ihany no hatolotray anareo eh ❤️

Sur commande foana ny anay an 🛒

Tsotra Kely , aza misalasala mihintsy mandefa hafatra miafina raha hanao commande ianao na tonga dia antsoy ny laharana 038 60 774 55 na 038 58 403 87

Disponible taille et couleur ihany koa anh 😉




Bonsoir oh 🥰Modèle blouson cuir vaovao sady mihaja kely hoantsika lehilahy Tsotra Kely , Alefaso indray aza ny commande ...
13/08/2026

Bonsoir oh 🥰

Modèle blouson cuir vaovao sady mihaja kely hoantsika lehilahy

Tsotra Kely , Alefaso indray aza ny commande eh 🛒mandefasa hafatra miafina na tonga dia antsoy ny laharana 038 60 774 55 / 038 58 403 87

Oui , veritable cuir ary disponible couleur sy taille ihany ko anh ❤️




Salama harivariva eh 🤩Maro be ianareo manontany photo réelle amin'ity blouson malaza be vaovao ity dia indro ary omenay ...
08/08/2026

Salama harivariva eh 🤩

Maro be ianareo manontany photo réelle amin'ity blouson malaza be vaovao ity dia indro ary omenay anareo ny modèle photo anay 😂

Dispo sur commande foana ny anay anh 🛒 ka aza tara ary manao commande.

Oui misy taille sy couleur rehetra sady manao sur mesure ihany koa ❤️ (arakaraka ny taille ny prix)

Raha anao commande ianao dia Tsotra Kely . Tongava ao amin'ny hafatra miafina na tonga dia antsoy ny laharana 038 60 774 55 na 038 50 403 87

Raha ohatra ka tsy mety aminao Ilay model dia afaka mipropose modèle ihany koa ianareo

Mankasitraka sahady dia jifao ny vita Malagasy eh 🥰




Yeah 🥳Hoantsika mitondra moto nefa tsy te hizatra be amin'ilay mainty foana 🤩Hoantsika lehilahy indray ity eh ... Dispo ...
07/08/2026

Yeah 🥳

Hoantsika mitondra moto nefa tsy te hizatra be amin'ilay mainty foana 🤩

Hoantsika lehilahy indray ity eh ... Dispo sur commande foana anh 🛒 aza misalasala mihintsy ianareo mandefa hafatra miafina raha vonona anao commande

‼️ Tena ohatran'io mihintsy rehefa vita

👉🏽 Misy Protection
👉🏽Cuir ny lamba
👉🏽Mafana tsara

Tsotra Kely fanaovana commande.

Tongava ao amin'ny hafatra miafina na antsoy ny laharana 038 60 774 55 na 038 58 403 87

Mankasitraka foana eh 🥰




Salama aby eh 😁‼️Ity ary ilay niandrasanareo (ianareo vehivavy) Efa manomboka amin'izay izao ny fandraisana  commande it...
07/08/2026

Salama aby eh 😁

‼️Ity ary ilay niandrasanareo (ianareo vehivavy)

Efa manomboka amin'izay izao ny fandraisana commande ity modèle vaovao sy malaza be ity anh ... Indrindra fa isika tia manaradamaody ❤️

Sur commande foana ny anay 🛒 dia dispo taille rehetra na ihany koa manao sur mesure.

Mety foana izay couleur tadiavinao rehefa tsy dégradé fotsiny 🥰

Ka inona intsony no hiandrasana eh ... Alefaso commande ao amin' ny hafatra miafina na tonga dia antsoy ny laharana 038 60 774 55 / 038 58 403 87

Mankasitraka sahady




Address

Ambohibao Antehiroka
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsotra Kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share