TASTY MEATS MDG

TASTY MEATS MDG 🍗Spécialiste en viande fumée 🥩🍖 (poulet laqué, tsa tsiou, saucisse, thon fumé)

❗Ohatran'izao ilay Ribs fumé laqué Commande 2 jours à l'avance hatrany
28/08/2026

❗Ohatran'izao ilay Ribs fumé laqué
Commande 2 jours à l'avance hatrany

❗🥳Tianareo ve raha mine sao matsiro kely be dia be ohatran'izao indray ny menu manaraka?? Asiana tsa tsiou na zandri pea...
24/08/2026

❗🥳Tianareo ve raha mine sao matsiro kely be dia be ohatran'izao indray ny menu manaraka??
Asiana tsa tsiou na zandri peany fumé ? 😍😘

Promotion hafa ndray tyyyy 🙏🙏Fromage de tête efa tranché - 500g be zao Misy jus Fy iray cadeau 😋😋Mp haingana oh!
23/08/2026

Promotion hafa ndray tyyyy 🙏🙏
Fromage de tête efa tranché - 500g be zao

Misy jus Fy iray cadeau 😋😋
Mp haingana oh!

Promotion beee Androany ihany ❗Pack Tsakitsaky sy Jus 10 000ArLivraison ankoatranyy Manodidina Ankatso, Mausolée, Antani...
22/08/2026

Promotion beee
Androany ihany ❗
Pack Tsakitsaky sy Jus 10 000Ar

Livraison ankoatranyy
Manodidina Ankatso, Mausolée, Antanimora, Ankorahotra, Ampandrana, Centre ville🙏

❗Mbola mandray commande tsatsiou hatrany 😋
23/06/2026

❗Mbola mandray commande tsatsiou hatrany 😋

👋😊JEU CONCOURS 😍Te hahazo box mélange matsiro kely ohatran'io amin'ny pub io ve ianao?? Misy poulet fumé, tsatsiou ary s...
13/06/2026

👋😊JEU CONCOURS
😍Te hahazo box mélange matsiro kely ohatran'io amin'ny pub io ve ianao?? Misy poulet fumé, tsatsiou ary saucisse fumé ao anatiny🍗

Araho ireto toromarika ireto :
🔸Asio j'aime ny page
🔸 Identité'o ny namanao hanao j'aime ny commentaires'nao sy hanaraka ny pejy
🔸Partagé'o en mode public inty publication inty

❗Mifarana ny 27 Juin 2026 ny lalao

Ny 28 Juin no ho lazaina eto ny valin'ny lalao, ka izay olona 2 nahazo réactions betsaka indrindra no mahazo box iray avy 🥳

❗Canard laqué sy tsatsiou amin'ilay mafilotra tsara 🍴😋
13/06/2026

❗Canard laqué sy tsatsiou amin'ilay mafilotra tsara 🍴😋

Commande 2 jours à l'avance foana Tompoko 🙏
06/06/2026

Commande 2 jours à l'avance foana Tompoko 🙏

‼️Mbola mandray commande fa 2 jours à l'avance fotsiny oh 🙏
22/05/2026

‼️Mbola mandray commande fa 2 jours à l'avance fotsiny oh 🙏

❗Aza adino fa mbola mandray commande tsatsiou, poulet fumé, saucisses fumées foana koa izahay ann😋
29/04/2026

❗Aza adino fa mbola mandray commande tsatsiou, poulet fumé, saucisses fumées foana koa izahay ann😋

Address

Centre Ville
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TASTY MEATS MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category