Kaly-Tao

Kaly-Tao Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kaly-Tao, Fast food restaurant, Ambohibao, Antananarivo.

Hey Tongasoa ❤️Afaka manatitra sakafo, goûté ho anao

Crudités 🍗🥩🥚🥦🥒
Salade de fruits 🍓🍎🍉
Mine sao🍝
Frite🍟
Vary sy laoka🍛

Iray andro mialoha ny commande 😉

livraison gratuite Ambohibao Andranomena 🚲

Ambohibao Antananarivo
032 38 172 01

06/09/2026

Menu de la semaine ♥️ ♥️ N'hésitez pas à passer votre commande 🍜 🥗
Les frais de livraison sont négociables en fonction du nombre de commande aux alentours de votre emplacement ♥️

🍽️ Mitady sakafo matsiro sy mahavoky ve ianao ? Kali-Tao vous propose son menu : vary sy laoka, minsao, spaghetti, macar...
04/09/2026

🍽️ Mitady sakafo matsiro sy mahavoky ve ianao ?

Kali-Tao vous propose son menu : vary sy laoka, minsao, spaghetti, macaroni, crudités, frites, soupe… sans oublier nos box à partager 🤤

Mila kaly ? Te-hisakafo tsara nefa tsy te-hahandro ? 👉 Jereo ny menu ary misafidiana izay tianao ❤️

📩 Commande en MP

Ity ny menu du jour tsika ah ♥️Abonnement 5000ar/jourSans abonnement 6000 ar🍚🍜
30/08/2026

Ity ny menu du jour tsika ah ♥️

Abonnement 5000ar/jour
Sans abonnement 6000 ar

🍚🍜

ZAVA-MISY ato amin'ny Kali-Tao ❤️🥗Mandray commande isanandro jusqu'à 21 heures J-1 ❤️
20/08/2026

ZAVA-MISY ato amin'ny Kali-Tao ❤️🥗

Mandray commande isanandro jusqu'à 21 heures J-1 ❤️

Aza misahirana intsony, Mbola mandray abonnement hatrany izahay ❤️❤️ Manao livraison n'aiza n'aiza misy anao ✅Livraison ...
15/08/2026

Aza misahirana intsony, Mbola mandray abonnement hatrany izahay ❤️❤️

Manao livraison n'aiza n'aiza misy anao ✅

Livraison gratuite ambohibao sy lacity ivandry

Mp pour plus d'informations

032 38 172 01 ☎️

🍛🍛Menu antsika amin'ny herinandro indray 🍛🍛Vary laoka : 4500 ariary et 6000 ariary Barquettes : 1000 ariary Livraison gr...
13/08/2026

🍛🍛Menu antsika amin'ny herinandro indray 🍛🍛

Vary laoka : 4500 ariary et 6000 ariary

Barquettes : 1000 ariary

Livraison gratuite ambohibao lacity ivadry ❤️

Mp avy hatrany ary eeeh

☎️032 38 172 01

🍛🍛 Sondage kely ary hoe mba ho fanatsara ny tolotra omenay anareo 🍛🍛. Inona no mety ho sakana tsy hakanareo abonnement !...
12/08/2026

🍛🍛 Sondage kely ary hoe mba ho fanatsara ny tolotra omenay anareo 🍛🍛.

Inona no mety ho sakana tsy hakanareo abonnement ! ? 😋

✳️Prix-ny ny ve ?
✳️ Quantité-ny ve ?
✳️ Qualité-ny ve ?

Aza misalasala mandefa mp raha manana suggestions fa raisinay am-pitiavana be ❤️

Izo ireto ny tombony lehibe amin'ny fihinanana voankazo isan'andro ho an'ny fahasalamana 🍎🍉🍌🍍🍓​Manankarena vitamina sy m...
11/08/2026

Izo ireto ny tombony lehibe amin'ny fihinanana voankazo isan'andro ho an'ny fahasalamana 🍎🍉🍌🍍

🍓​Manankarena vitamina sy mineraly: Manome vitamina ilaina amin'ny vatana toy ny Vitamina C (manamafy ny hery fiarovana) sy ny Potassium (tsara ho an'ny fo sy ny tosidra).

🥑​Misy fibres betsaka: Manatsara ny fandevonan-kanina, misoroka ny fitohanan'ny kibo (konstipasiona), ary manampy amin'ny fitazonana ny lanjany ara-dalàna.

🍏​Manankarena Antioxidants: Miaraka miaro ny sela amin'ny fahanterana aloha sy ny aretina maro samihafa.

🍉​Manome rano ho an'ny vatana: Misy rano betsaka ny voankazo maro (toy ny tikely na pasteky), ka manampy amin'ny fampitomboana ny rano ilain'ny vatana.

🥭​Mampihena ny tranga hahazoana aretina: Manampy amin'ny fampidinana ny risika hahazoana aretin'ny fo, tosidra ambony, ary karazana homamiadana.

🍌​Manome hery sy fahavitrihana naturaly: Ny siramamy voajanahary (fructose) ao aminy dia manome hery haingana ho an'ny vatana sy ny saina

Aza misalasala mandefa mp manao commande ❤️

Mihinana sakafo ara-pahasalamana, feno otrikaina, ary matsiro isan'andro. 😉🍉🍎🍗🥦🍓🍑🍊🍍🍌🥩🍗​✅ Voalanjalanja tsara ny cal/saka...
10/08/2026

Mihinana sakafo ara-pahasalamana, feno otrikaina, ary matsiro isan'andro. 😉🍉🍎🍗🥦🍓🍑🍊🍍🍌🥩🍗

​✅ Voalanjalanja tsara ny cal/sakafo

✅ Tsy sahirana intsony fa manamora ny fiainanao

✅ Aterina ary mampiasa fitaovana madio

Livraison gratuite ambohibao lacity ivandry 🚲

Aza misalasala mandefa mp na miantso ny 032 38 172 01 ☎️

10/08/2026

Address

Ambohibao
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kaly-Tao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share