Chez Miary Fyh

Chez Miary Fyh BIENVENUE À TOUS ❤️❤️❤️

🛍️🛒 Vos accessoires du quotidien à prix doux !

Tous nos articles sont à moins de 100 000 Ar avec une qualité assurée 👌

🚲 : Livraison uniquement ‼️

☎️ : 033 86 738 16

🩺 TENSIOMÈTRE ÉLECTRONIQUE AUTOMATIQUE✨ Affichage LCD • Simple • Pratique❤️ Araho tsy tapaka ny tosidrà-nao, na ao an-tr...
20/09/2026

🩺 TENSIOMÈTRE ÉLECTRONIQUE AUTOMATIQUE
✨ Affichage LCD • Simple • Pratique

❤️ Araho tsy tapaka ny tosidrà-nao, na ao an-trano aza.

Ity tensiomètre électronique ity dia natao hanamora ny fanaraha-maso ny tension-nao amin'ny fomba tsotra sy mora ampiasaina.

✅ Mesure automatique
✅ Affichage LCD mazava
✅ Fonctionne avec des piles 🔋
✅ Azo ampiasaina amin'ny câble 🔌
✅ Câble efa miaraka aminy

🔥 PRIX : 20.000 Ar seulement !

🚲 Livraison & envoi partout à Madagascar 🇲🇬

📞 Commande : 033 86 738 16
📩 Commande en MP

🔥 FATANA ÉLECTRIQUE HOT PLATE 🔥PLAQUE & SPIRALE | SIMPLE & DOUBLE FEUFatana pratique, fiable ary mora ampiasaina ho an’n...
20/09/2026

🔥 FATANA ÉLECTRIQUE HOT PLATE 🔥

PLAQUE & SPIRALE | SIMPLE & DOUBLE FEU

Fatana pratique, fiable ary mora ampiasaina ho an’ny lakozia. ✨

✅ Mety amin’ny karazana vilany maro
✅ Mora ampiasaina ary tena pratique
✅ Mora diovina ihany koa.
✅ Vetivety dia mahamasaka.

💰 TARIFS DISPONIBLES :

🔸 Simple feu – Spirale : 24.000 Ar
🔸 Simple feu – Plaque : 29.000 Ar
🔸 Double feu – Spirale : 44.000 Ar
🔸 Double feu – Plaque : 50.000 Ar

📩 Commande : MP
📞 033 86 738 16
🚚 Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

Mbola ato 'ty jeu ity an 🥰 🫶 Manana 3semaine ny abonnés rehetra hilalao(raha feo 5K anaty 3semaines ny page dia ampiana ...
20/09/2026

Mbola ato 'ty jeu ity an 🥰 🫶 Manana 3semaine ny abonnés rehetra hilalao(raha feo 5K anaty 3semaines ny page dia ampiana misy mahazo crédit)

Raha tsy Tonga 5K kosa Dia crédit ho an'olona 10 no ho zaraina❤️✨
Le 13octobre no zaraintsika ny give Always😍

Jeu pour 5K followers 😍

✔️Izay commentaire iray be réaction indrindra no mahazo(kilalao madio foana)
✔️Tonga dia mifafa ny commentaire mampiasa compte Fake.
✔️Tsy atao tirrage ity fa miara-mahita isika hoe iza no bé réaction.
✔️Tsy maintsy abonner mazava ho azy.
✔️Partage aza adino😍

FAUTEUIL GONFLABLE + POUF 💗✨ Confortable • Pratique • ÉlégantMety tsara ho an'ny chambre, salon na bureau.✅ Pompe inclus...
20/09/2026

FAUTEUIL GONFLABLE + POUF 💗

✨ Confortable • Pratique • Élégant
Mety tsara ho an'ny chambre, salon na bureau.

✅ Pompe incluse
✅ Sous carton

💥 Prix : 58.000 Ar seulement !
🚨 Stock limité
📩 Commande en MP
☎️ 033 86 738 16
🚲 Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

🔥AZA MANDANY FOTOANA SY JIRO INTSONY MAHANDRO SAKAFO INDROA🥹VILANY 1 IHANY DIA AFAKA MANAMPY ANAO HAHANDRO SAKAFO ROA SA...
20/09/2026

🔥AZA MANDANY FOTOANA SY JIRO INTSONY MAHANDRO SAKAFO INDROA🥹

VILANY 1 IHANY DIA AFAKA MANAMPY ANAO HAHANDRO SAKAFO ROA SAMIHAFA ANATY FOTOANA MITOVY🫶🥰

✨ RICE COOKER MULTIFONCTION DOUBLE ✨

🍚 2 L ny capacité totale
➡️ 1 L isaky ny vilany

✅ Afaka mahandro sakafo 2 samy hafa miaraka.

✅ Samy manana interrupteur-ny manokana ny vilany tsirairay.

✅ Afaka alefa miaraka na tsirairay arakaraka izay ilainao.

✅ Puissance : 1 000 W

📦 Vaovao, sous carton

💰 VIDINY : 75 000 Ar 🔥

😍 Appareil 1 = sakafo 2

👉 Mitsitsy fotoana, mitsitsy toerana, ary tsy mila mampiasa vilany be dia be! ,Tsy miandry ela bé 😍

📩 Commande en MP
📞 033 86 738 16
🚛 Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

⚠️ Stock limité !

💬 Raha liana ianao dia MP aingana oh🫶

Na fatana charbon na induction no hanananao dia afaka mividy an'ity vilany manja kely sady be dia be ity ianao fa tsy ma...
19/09/2026

Na fatana charbon na induction no hanananao dia afaka mividy an'ity vilany manja kely sady be dia be ity ianao fa tsy matahoatra karazam-patana ity🥰

48.000 Ar ,prix ho anareo mbola hivarotra Io na maka 1 na maka 10 Dia 48000ar🤩

🍳 1 Poêle 22 cm
🍲 3 Marmites : 16 cm • 20 cm • 22 cm
🥘 3 Couvercles en verre
🥄 6 Louches / ustensiles

🔥 Compatible avec :
✔️ Induction
✔️ Fatana gaz
✔️ Plaque électrique

📦 Sous carton — tsara fonosana
💎 Qualité assurée

📩 Commande en MP — aingana fa tena kely sisa🫶
🚚 Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

Ireto ny  fer à repasser disponible ato aminay🥰Amin'ny vidiny mora indrindra hatrany❤️Ao Amin'ny commentaire ny détails❤...
17/09/2026

Ireto ny fer à repasser disponible ato aminay🥰
Amin'ny vidiny mora indrindra hatrany❤️

Ao Amin'ny commentaire ny détails❤️

☎️:033 86 738 16

Jeu pour 5K followers 😍✔️Izay commentaire iray be réaction indrindra no mahazo(kilalao madio foana)✔️Tonga dia mifafa ny...
17/09/2026

Jeu pour 5K followers 😍

✔️Izay commentaire iray be réaction indrindra no mahazo(kilalao madio foana)
✔️Tonga dia mifafa ny commentaire mampiasa compte Fake.
✔️Tsy atao tirrage ity fa miara-mahita isika hoe iza no bé réaction.
✔️Tsy maintsy abonner mazava ho azy.
✔️Partage aza adino😍

💰 Prix : 41 000 ArTensionmètre anéroïde complet 🩺Assurez un suivi médical précis et fiable au quotidien !🩺⚜️Caractéristi...
17/09/2026

💰 Prix : 41 000 Ar

Tensionmètre anéroïde complet 🩺

Assurez un suivi médical précis et fiable au quotidien !🩺

⚜️Caractéristiques :

✅Kit complet : Livré avec son stéthoscope assorti pour une mesure manuelle exacte.

✅Pratique et mobile : Livré dans sa petite boîte en carton de transport, idéale pour le ranger et l'emporter partout en toute sécurité.

✅Matériel robuste, idéal pour les professionnels de santé comme pour un usage à domicile.

📩 :Contactez-nous en privé pour passer commande ou pour plus d'informations !
☎️:0338673816

Redisponible indray ilay noir ho anareo niandry azy ity🥰Efa Photo reel io an. 48000ar seulement😍‼️SÉRIE DE MARMITES ( Se...
17/09/2026

Redisponible indray ilay noir ho anareo niandry azy ity🥰

Efa Photo reel io an.

48000ar seulement😍

‼️SÉRIE DE MARMITES ( Set de 13pièces)‼️

-Mety amin'ny induction ,fatana gaz , plaque électrique
️ 🏷️1 Poêle de 22 cm
🏷️3 Marmites de 16 cm , 20 cm , 22 cm
🏷️3 Couvercles en verre
🏷️ 6 louches

📍sous carton tsara mihitsy
📍Qualité assurée

Address

Antananarivo
Antananarivo

Telephone

+261341600770

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Miary Fyh posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Chez Miary Fyh:

Shortcuts

Share