03/09/2026
Fantatrao ve fa ny Mi-Shop Service Event dia afaka miaraka aminao sy manampy anao amin’ny fikarakarana ny fetinao rehetra?
Na Petits fours, na Gâteaux, na Carterie, na koa ny Décoration ny toerana... 🍰🎨🎈
💬 Ndao ary hifampiresaka amin'ny MP na hiantso mivantana hiditra amin'ny antsipiriany sy ny teti-bola mifanaraka aminao.
📍 Anosizato Andrefana
📞 034 52 749 51
💬 WhatsApp: 032 11 284 52