Scent Station MDG

Scent Station MDG Vente de pâtisseries à un prix accessible à tous

05/02/2025

Miarahaba antsika rehetra
Hialana tsiny fa mbola tsy misy mihitsy aloha ny vente sy livraison fa anaty tsy fahasalamana
Miverina misy épidémie grippe tena mahery indray, hatramin’izao mbola tsy tafarina
Mirary anareo ho lavitry ny aretina
Portez vous bien 🫶
A bientôt

Mirary soa ho antsika rehetra indray amin'ity herinandro vaovao ity⏸️Miato kely aloha ny vente sy livraison fa milaza et...
27/01/2025

Mirary soa ho antsika rehetra indray amin'ity herinandro vaovao ity
⏸️Miato kely aloha ny vente sy livraison fa milaza eto ihany rehefa miverina izany
Mirary tontolo andro mahafinaritra 🌸

📸 Cheesecake 5pax aux fruits personnalisé

BonjourMisy offre 1 disponible ho an'ny androany➡️2 pièces de croissant au jambon-fromage + 6 quiches jambon fromage🎁 A ...
20/01/2025

Bonjour
Misy offre 1 disponible ho an'ny androany
➡️2 pièces de croissant au jambon-fromage + 6 quiches jambon fromage
🎁 A 20.000ar le tout
Livraison en ville ou récupération
Frais de livraison à partir de 2.500ar
Réservation sur MP

Bonjour➡️1 barquette ihany no dispo de suite amin'izy ity Quiche jambon-fromage5 pièces individuelles10.000ar➡️ Misy bar...
18/01/2025

Bonjour
➡️1 barquette ihany no dispo de suite amin'izy ity
Quiche jambon-fromage
5 pièces individuelles
10.000ar

➡️ Misy barquettes brownie ihany koa dispo miaraka aminy

➡️ Pour demain, 1 Cheesecake entier 5pax dispo
Nature 25.000ar ou aux fruits 35.000ar (si aux fruits à récupérer ou livraison en ville)

Pour aujourd'hui, livraison en centre ville uniquement ou récupération
Réservation sur MP directement
Frais de livraison à partir de 2.500ar en ville

BonjourMisy brownie nature 5pax disponible iray androanyMisy Cheesecake nature en barquette ihany koa💵 5.000ar hatrany n...
16/01/2025

Bonjour
Misy brownie nature 5pax disponible iray androany
Misy Cheesecake nature en barquette ihany koa
💵 5.000ar hatrany ny prix portion nature
Livraison ou récupération
Frais de livraison à partir de 2.500ar en ville
Bonne journée 😊

BonjourNous avons quelques barquettes disponibles pour une livraison cet après-midi :➡️ Cheesecake nature➡️ Brownie natu...
15/01/2025

Bonjour
Nous avons quelques barquettes disponibles pour une livraison cet après-midi :
➡️ Cheesecake nature
➡️ Brownie nature
➡️ Croissant au jambon-fromage

Rdv vite sur MP pour réserver votre barquette
Livraison ou récupération
Frais de livraison à partir de 2.500ar en ville
Bonne journée 😊

Fisaorana :Misaotra antsika rehetra niara namakivaky an'iny taona 2024 iny taminayMisaotra ny clients fidèles sy ny clie...
02/01/2025

Fisaorana :
Misaotra antsika rehetra niara namakivaky an'iny taona 2024 iny taminay
Misaotra ny clients fidèles sy ny clients vaovao, ianareo rehetra mpanaraka ny pejy

Firarian-tsoa :
Ny soa rehetra no hirariana ho tanteraka aminareo amin'ity taona vaovao 2025 ity
Indrindra moa ny fahasalamana izay fahasoavana voalohany raisintsika isan'andro

Vinavina :
Betsaka ny zavatra natao tamin'iny taona lasa iny, mino izahay fa mbola betsaka sy tsara kokoa no ho tanteraka amin'ity taona ity

Hiverina tsy ho ela ny livraison
Ny commande dia azo alefa foana ao amin'ny MP
Bonne journée 😊
L'équipe SSM ❤️

BonjourMisy ireto produit vitsivitsy ireto dispo ho an'ny rahampitso 31 décembreTonga dia réservation ao amin'ny MP avy ...
30/12/2024

Bonjour
Misy ireto produit vitsivitsy ireto dispo ho an'ny rahampitso 31 décembre
Tonga dia réservation ao amin'ny MP avy hatrany
➡️ 1 brownie nature 5pax 25.000ar
➡️ 2 Cheesecake New-Yorkais nature 10pax 50.000ar
➡️ 1 Cheesecake New-Yorkais nature 5pax 25.000ar

A livrer (izay commande confirmée androany no afaka livrena) ou à récupérer
Frais de livraison à partir de 2.500ar en ville
Bonne journée 😊

Miarahaba antsika rehetra nahatratra izao noely 2024 izaoMirary antsika hanao fety sambatraIreto produits 2 ireto dispo ...
25/12/2024

Miarahaba antsika rehetra nahatratra izao noely 2024 izao
Mirary antsika hanao fety sambatra
Ireto produits 2 ireto dispo de suite ho an'izay haka azy :
➡️ 1 Cheesecake New-Yorkais nature 5pax 25.000ar
➡️ 1 brownie nature 5pax 25.000ar
Livraison ou récupération
Ireo ihany no dispo fa aza tara o

BonsoirRahampitso no farany fandraisana ny commande rehetra ho an'ny 24 sy 25 décembre❎Ny quiche no tsy misy disponible ...
21/12/2024

Bonsoir
Rahampitso no farany fandraisana ny commande rehetra ho an'ny 24 sy 25 décembre
❎Ny quiche no tsy misy disponible intsony
Ny prix rehetra dia efa affiché ao amin'ny publication ambany ao
Livraison ou récupération
Bonne soirée & bon week-end 😊

Bonjour Satria niverina indray ny fahatapahan-jiro isan’andro dia tsy maintsy ho limité-na ny commande ho raisina ka aza...
19/12/2024

Bonjour
Satria niverina indray ny fahatapahan-jiro isan’andro dia tsy maintsy ho limité-na ny commande ho raisina ka aza tara mandefa izany ao amin’ny MP
Hatramin’ny alahady izao no farany fandraisana ny commande
Efa ao amin’ny publication ambany daholo ny prix sy détail rehetra 😊



BonjourPrix tsy misy fiovana, ny qualité koa torak'izanyMisokatra manomboka androany ny fandraisana ny commande ho an'ny...
16/12/2024

Bonjour
Prix tsy misy fiovana, ny qualité koa torak'izany
Misokatra manomboka androany ny fandraisana ny commande ho an'ny fety :
➡️ 24 et 25 décembre
➡️ 30 et 31 décembre
Livraison ou récupération possible amin'ireo date ireo (sur commande ihany)
Livraison jusqu'à 11h00 pour le 25 décembre

Les produits :
➡️ Cheesecake New-Yorkais nature 5pax 25.000ar
➡️ Cheesecake New-Yorkais nature 10pax 50.000ar
➡️ Cheesecake aux fruits 5pax 35.000ar
➡️ Cheesecake aux fruits 10pax 70.000ar
➡️ Croissants au jambon fromage 4.500ar
➡️ Brownie nature 5pax 25.000ar
➡️ Brownie nature 10pax 50.000ar
➡️ Brownie Extrême M&M's 5pax 35.000ar
➡️ Brownie Extrême M&M's 10pax 70.000ar
➡️ Quiche 5pax 18.000ar
➡️ Quiche 10pax 35.000ar

La livraison des produits aux fruits se limite uniquement en ville
Veuillez confirmer votre commande par MP en précisant le produit, à livrer ou à récupérer, lieu de livraison précise à proximité d'un arrêt de bus, l'heure, 2 numéros pouvant être contactés
Frais de livraison à partir de 2.500ar en ville
Rdv sur MP ou au 261 38 48 194 27 pour plus de renseignements
Samy ho tratry ny fety sy ny taona vaovao daholo 😊

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261384819427

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Scent Station MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share